Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
tanala ( 05/01/2005 19:18)
Tsy mahataty hampirafesina ny lehilahy gasy
Marina ve io hoe tsy mahataty hampirafesina ny lehilahy gasy raha hoharina @ vehivavy. Sa ahona ny hevitrareo... tohiny
novalian'i fijo ny 27/07/2005 21:48
dasy ( 05/01/2005 17:54)
tai chi chuan
te hianatra tai chi aho, ka mitady sao misy mahay tsara eto bordeaux na ny manodidina azy na toerana koa ? ity ny é-mail ko:frakoton@wanadoo.fr... tohiny
novalian'i nampo ny 25/05/2005 08:27
welieoelee ( 05/01/2005 15:09)
Dieu merci!!!
Ny tonga tao an-tsaiko voalohany vao hoe naheno aho hoe nisy ororon-tany sy ras de marée @ Ocean Indien...bien sûr Madà no tao an-tsaiko. Dia avy eo aho nisaotra an\'Andriamanitra fa tsy nisy fia... tohiny
novalian'i fijo ny 23/02/2005 22:12
bichette ( 05/01/2005 14:50)
Dieu, grand pourvoyeur de biens ?
\"Si vous voulez la richesse, l\'amour , la santé, venez au Seigneur. Il vous comblera\". c\'est le message d\'une religion populaire qui fait de Dieu le grand pourvoyeur de biens materiels. Mais en ... tohiny
novalian'i moi ny 08/03/2005 12:00
xxx ( 05/01/2005 10:37)
danse modern jazz
nareo ve misy manao an\'io sa misy afaka mba milaza ny momba an\'io za mantsy mba te hanandrana nefa lé soupless ny ahy no mbola mila travail be merci :D :D ... tohiny
novalian'i watafon ny 08/01/2005 17:49
watafon ( 05/01/2005 10:19)
Ankamantatra
Ity misy kilalaontsaina kely hoantsika namana : \"maninona ny vorona no manidina miankandrefana rehefa hariva ny andro ?\" :?: mahazo loka izay mahafantatra ny valiny !... tohiny
novalian'i watafon ny 08/01/2005 06:06
notron ( 05/01/2005 09:08)
Mbola sahy ve?
Ndao indray hifampiarahaba tratry ny taona @ faran\'ny volana Janoary na voalohandohan\'ny febroary eeeeeeeeee!... tohiny
novalian'i dadabe ny 20/02/2005 10:15
mandrikana ( 05/01/2005 04:24)
Hafatra avy @ Raseta
Par: RASETA Date: 5 janvier 2005 - 02:33 VOTEZ UTILE ! votez pour le projet des étudiants de la fac de TANA afin de gagner des ordinateurs pour pouvoir étudier On compte sur vous les am... tohiny
maditra ( 05/01/2005 03:59)
tia nefa tsy tiana!
Ataonareo ahoana ny mifandray amin\'olona tianareo nefa tsy tia anareo? fitiavana tena fitiavan\'olon-droa no lazaiko eto mazava loatra! ... tohiny
novalian'i baojijy ny 15/05/2005 07:34
sechat ( 04/01/2005 15:39)
Lalàna vaovao mifehy ny fidirana any amintsika
Pour chaque touriste visitant Madagascar: Une caution de 10 millions est réclamée : “Avant de franchir l’aéroport, tout Européen, débarquant dans le pays, doit dorénavant déposer auprès... tohiny
novalian'i harena ny 06/01/2005 05:48
vegas ( 04/01/2005 13:53)
Mahagaga atramizao
Tena mbola tsy azoko ry zareo atramizao fa sao dia mba misy tsara fanahy afaka manazava tsara amiko ianareo: samy mahazo fy zao refa manao, de fa maninona nareo vevavy no mitabata be fôna. Mbola lasa... tohiny
novalian'i pitchou ny 07/05/2005 02:50
sariaka91 ( 04/01/2005 11:32)
Asie/Afrika
8-) 8-) 8-) Mampalahelo tokoa ity loza mihatra any Azia ity. Tsy misy izay tsy ory mahita ny ranomason\'ireo izay niharandoza, very fianakaviana, fananana. Tsy manankaleha, tsisy ohanina. Eto Fr... tohiny
novalian'i fijo ny 11/01/2005 23:08
tafita ( 04/01/2005 08:20)
MAHITA VOLANA ALOHAN\'NY BIBY
Asa na mba efa henonareo ity fitenin-drazana ity , fa raha izaho aloha de efa fahenoko matetika izy io , fa tamin\'ny loza be ( tandindon\'ny farandro tany Indonesia ) vao tena fantatro hoe kay moa iz... tohiny
pseudo ( 03/01/2005 22:23)
Endrika ivelany
Arakara-tarehy voan-javatra! ny hevitrareo ary na izay fantatrareo momba io \"zavatra\" io (ny endriny,ny habeny,ny halaliny,ny ala sy ireo zava-miafina ao aminy)... tohiny
novalian'i fijo ny 23/02/2005 22:59
nilsen ( 03/01/2005 19:58)
Informatika, efa TARA ve ny gasy???
Vao t@ taona 1960 teo ho eo no tena niroborobo ny teknolojian\'ny informatika. Raha miohatra @ teknolojia hafa de mbola azo lazaina ho vao erotrerony tokoa ity teknolojia iray ity, nefa d\'efa mampito... tohiny
novalian'i tahina7 ny 01/07/2005 13:40
nilsen ( 03/01/2005 19:50)
Vola gasy Ariary Hahasoa sa Hamono antsika???
manomboka androany izay vao tena ariary izao no vola ampiasaina any @ banky iraisampirenena fa tsy franc malagasy intsony: BBC no nilaza izany voalohany [ Jereo eto ] ary koa hindustanitimes [ Jere... tohiny
booboo ( 03/01/2005 16:48)
volana
Mihaino hira zà dé misy oe refa Alakarabo dé @ zay ny fotoana fanaovana matso eny Mahamasina. Sô misy mahay kay oe inn aby ny volana teo @ Ntaolo dé inn ny fatao t@ zany ? Sôtra.... tohiny
xxx ( 03/01/2005 09:46)
Tarigetran\'ny mpanjono ho an\'ny taona 2005
Fihirana 3o3 : \"raiso ka arotsahy ny haratonao\" ...... (hitohy)... tohiny
hery ( 02/01/2005 11:08)
Tononkira amin\'ny endriny vaovao
Vaovao ny taona... manomboka miova tsikelikely ny endriky ny site serasera. Nisolo akanjo amin\'izao fotoana izao ny site Tononkira. Tsy ny akanjo ety ivelany ihany no novaina fa betsaka ny zavatra ao... tohiny
novalian'i fijo ny 02/02/2005 22:47
hery ( 01/01/2005 23:25)
Miara-milanja
Soroka miara-milanja :-) tetikasa vaovao hitantanana ny serasera amin\'ity taona vaovao 2005 ity. Iantsoana antsika rehetra indrindra ny namana programmeurs rehetra hiara-milanja. http://vetso.free.f... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 3.1465