Lalàna vaovao mifehy ny fidirana any amintsika

1. sechat ( 04/01/2005 15:39)
Pour chaque touriste visitant Madagascar: Une caution de 10 millions est réclamée :

“Avant de franchir l’aéroport, tout Européen, débarquant dans le pays, doit dorénavant déposer auprès des autorités
douanières, une caution équivalente, en euro, à 10 millions de nos francs et chaque Américain y doit également déposer 1 300 dollars”.

La gazette de la grande Ile

Ndao ary le ady hevitra ô!
novalian'i harena ny 06/01/2005 05:48
2. xxx ( 04/01/2005 17:21)
de aoana ndray zany ,fa okony hahena zany vidinio ra azoko tsara an,lol ,tsy maninn zany fa voalo foana io é,innnn mahory ny gasy é
3. ikaretsaka ( 04/01/2005 17:47)
toa misy an\'io aby ny an\'ny firenena sasany ko
ny an\'ny aoetralianina sy ny singapour sy ny amerikanina efa ela no nasiany an\'io
4. ( 04/01/2005 18:06)
Tsara ilay fanapahan-kevitra ary tena mendrika ho tohanana ... anisan\'ny fanehoana ny fiandrianam-pirenena izany.
Ny Kanto
5. nikopol ( 04/01/2005 18:53)
mampime :lol:
6. yonikafopl ( 04/01/2005 19:31)
inn kay ny mampiomehy amin\'io ry niko??
na dia tara aza ilay fanaoahan\'kevitra milay ka
7. maditra ( 05/01/2005 00:13)
Milay ahoana?
Sao dia tsy misy mpizaha tany intsony ary isika ny hiafarany!
8. loockx ( 05/01/2005 03:05)
Nanao démenti ny minisitry ny aty tany omaly fa tsy ny mpizaha tany no tena iharan\'io fa izay vahiny mangataka visa de plus de 3 mois. Tsy mbola hitako aloh ny tena votoatin\'le lalàna d tsy haiko na diso fandray na tsia La gazette, na ny fitondrana no nihemotra, asa re
9. ikaretsaka ( 05/01/2005 03:11)
izay no saika hoteneniko
raha izay kosa dia mety ka
10. maditra ( 05/01/2005 03:34)
Hita houy aho!
11. ralay ( 05/01/2005 07:13)
Tena hevitra tsy mety izany lalàna izany raha tanteraka satria vola tokony ho lanian\'ny touriste any amintsika dia hapetraka atao caution fotsiny ve? Lasa mihavisty ny mpizaha-tany ho tonga raha izany.
Raha ny vahiny mitady visa long séjour plus de 3mois kosa anefa dia hevitra mahomby tokoa ary ataoko fa tsy ampy aza ilay caution fa tokony ho doubler-na mihintsy aza.
12. moi ( 05/01/2005 11:47)
asa tokoa izany hoe an\'ny vahiny +3mois zany fa ny mety hanahirana hoy ny mpilaza sasany dia ny formalité de remboursement an\'io vola io, hiaraha-mahalala ihany ny lafiny administrative eto.
13. titakely ( 05/01/2005 14:26)
avelao mba hisy an\'izay e, jereo aza isika mankaty amindreo inona no tsy asainy ataontsika firy ny gasy mba afaka mankaty ivelany , izay tsy manana moyen dia eo no raisina ary na manana aza asakasaka vao mahazo viza
14. ikaretsaka ( 05/01/2005 19:53)
ralay> ny an\'ny tany anglo saxons sy aziatika raha mikasa ny hipetraka maharitra ao ny vahiny dia mametraka caution kely foana atao secutite raha ohatra ka marary izy na bankiropitra na nigadra na voasazy.
nefa nampihena ny mpivahiny sy ny investisseur nankany ve izany?
raha tourisme fotsiny dia ekeko ilay hoe tsy mety fa raha long sejour dia izay no mety
15. harena ( 06/01/2005 05:48)
normaly be zany fa ny gazette de la grande ile ange gazety manohitra ny fitondrana eh de zarany aza misy zany aparitany koh
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6816