Hafatra avy @ Raseta

1. mandrikana ( 05/01/2005 04:24)
Par: RASETA
Date: 5 janvier 2005 - 02:33


VOTEZ UTILE !
votez pour le projet des étudiants de la fac de TANA afin de gagner des ordinateurs pour pouvoir étudier

On compte sur vous les amis de wanadoo, les jeunes, les vieux, pour voter pour notre projet \" clique et souris \"

http://unilog-awards.ath.cx/les_votes.php
2. sechat ( 10/01/2005 09:05)
efa nalefan\'i booboo teto io resaka io. any @ takelaka mahaliana ngamba fa tsy tadidiko de efa ni-vote tany a ;-)
3. ralay ( 11/01/2005 07:15)
tsara tokoa izany fa tongava mo-voter daholo isika e. Ny tenanay dia efa ni-voter koa.
4. fijo ( 11/01/2005 23:13)
mahereza e
5. watafon ( 12/01/2005 11:03)
mankahery sady efa avy ni-voter e! :wink:
6. chipie1 ( 12/01/2005 11:12)
zay kou efa avy ni-voter e!
7. nikopol ( 17/01/2005 12:13)
Efa mba nanao adidy daholo ve ny namana e ?
8. mihanta ( 17/01/2005 12:17)
vita ny adidy :D
9. tsiperifery ( 17/01/2005 12:20)
:wink:
10. mihanta ( 17/01/2005 12:42)
nahavita adidy v tsip
11. tsiperifery ( 17/01/2005 12:46)
vita tompoko !
12. mihanta ( 17/01/2005 12:53)
saotra tompoko :-D
13. fijo ( 17/01/2005 22:49)
veloma ary e
14. mihanta ( 17/01/2005 22:54)
veloma tompoko
15. mandrikana ( 22/01/2005 12:50)
Clique et souris ! de l\'EDHEC
10.43% ( 2438 voix sur 23380 )
Ny faharoa dia Croisière AM de l\'ENSAM
9.06% ( 2118 voix sur 23380 )

Efa manana tombony betsaka isika nefa mbola hiakatra io.Ny tsy fantatra dia efa manomana voix afa ny ENSAM dia @ 27 hariva vao manao vote rizareo (hatao hoe efa misy voix 500 vonona any )ka aleo maka bahana ihany isika fa tsy hifaly amin\'io vokatra io.
Aoka hifarimbona atrany isika rehetra .Misaotra

http://unilog-awards.ath.cx/les_votes.php
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3334