danse modern jazz

1. xxx ( 05/01/2005 10:37)
nareo ve misy manao an\'io sa misy afaka mba milaza ny momba an\'io
za mantsy mba te hanandrana nefa lé soupless ny ahy no mbola mila travail be
merci :D :D
novalian'i watafon ny 08/01/2005 17:49
2. mihanta ( 08/01/2005 12:49)
dance africaine no efa nataoko fa milay b mintsy
3. chipie1 ( 08/01/2005 13:44)
ary le gogo dancing ? :-D :-D
4. watafon ( 08/01/2005 17:49)
danse de salon no tena haiko e! :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8305