tai chi chuan

1. dasy ( 05/01/2005 17:54)
te hianatra tai chi aho, ka mitady sao misy mahay tsara eto bordeaux na ny manodidina azy na toerana koa ? ity ny é-mail ko:frakoton@wanadoo.fr
novalian'i nampo ny 25/05/2005 08:27
2. dasy ( 05/01/2005 21:23)
tsy dia azo loatra ny vazivazy tompoko
misaotra
3. sahary ( 06/01/2005 08:37)
slt dasy!
tsy voatery mitady mpampianatra ise fa afaka mandalina @ alalan\'ny boky (pour commencer) ary rehefa avy eo vao mitady (perfection) any @ ireny toerana manokana ireny.

OK !
4. ralay ( 10/01/2005 19:52)
Jereo koa any @ mpivarotra fa misy ny video fampianarana an\'ireny tokoa, dia manamafy ny voalazan\'o sahary io aho @ izany.
5. fijo ( 02/02/2005 05:23)
ny tsotra koa dia manantona ireny snoa ireny dia miresa aminy fa mety ireo
6. pd ( 27/02/2005 10:43)
Miala tsiny aho aminy namana etsy ambony fa toa tsy mety lotra ny toro hevitra omeny , zao manko ny tai-chi-chuan dia miankina @ hery miafina any anatinao any izany hoe ara-mpanahy ka ny mouvement ataonao dia tokony ho sahaza ano ka arakaraka ny niveau nao no anomezan'i mpampianatra lesona anao ka tsy azo ataotao fahatany fa mila base avy amin'ny mpampianatra
7. nampo ( 25/05/2005 08:24)
Marina izany, raha tena te hahay dia ilaina foana ny mapmpianatra, ny boky manko dia tadidio fa izay hahalafo betsaka azy ihany no tena tanjony.
8. nampo ( 25/05/2005 08:27)
Marina izany, raha tena te hahay dia ilaina foana ny mapmpianatra, ny boky manko dia tadidio fa izay hahalafo betsaka azy ihany no tena tanjony.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1544