Dieu merci!!!
1. welieoelee
(
05/01/2005 15:09)
Ny tonga tao an-tsaiko voalohany vao hoe naheno aho hoe nisy ororon-tany sy ras de marée @ Ocean Indien...bien sûr Madà no tao an-tsaiko.
Dia avy eo aho nisaotra an\'Andriamanitra fa tsy nisy fiantraikany mafy tany Mada ilay izy. Mahita ireo sary @ télé aho dia efa tena malahelo tokoa...ary dia lasa ny saiko hoe: Raha sanatria moa ka tany Madà no nisy ireo dia ahoana??? :cry: Mi-compatie @ ireo niaran\'ny loza zà fa nefa koa sady soulagée (tsy hiteny aho hoe faly!) hoe tsy tany Madà no nisy io loza io.
Fa dia nahoana loatra ary no rehefa tsy guerre dia catas. naturelles e??? :evil: :(

novalian'i fijo ny 23/02/2005 22:12
2. bichette
(
05/01/2005 15:58)
welieoelee > izaho koa dia ohatranjy aky a ! ary tena malahelo sy mangoraka ireo olona very fananana, very havana amin\'izay tsy hoe iray fa au pluriel ny ankamaroany.
Na dia tsy ny tena aza no miaina ilay izy dia azoazo sary antsaina ihany anefa ny ngidin\'ny zavatra manjo azy ireo ... baraingo ny ho avy, ao ny havana tsy hay na velona na maty, miaina ao anaty fofom-paty sy faty izay aleha rehetra. mampalahelo

3. andrea
(
05/01/2005 16:06)
Na tsy voakasika aza Mada mi-compatie tantaraka ny tenanay...Marina ny teninao hoe Soa ihany fa tsy Mada satria samy tia tanindrazana ny gasy, nefa kosa sarotra be ny ho soulagée amin\'ny loza hoatran\'io .. Ny finoako an\'Andriamanitra efa somary mitsingevana dia manontany aho hoe : inona no heloka vitan\'ireo mponina ao Asie no hiara-ndoza hoatran\'io .. Milatsiny fa tsy afaka misaotra an\'Azy , marary ny aina mahita ny loza manjo ny olona . ....???Tsy hoe akory mamingavinga fa mitady valiny aminareo mino ? fomba ahoana no fomba hinoana rehefa manana fianakaviana niara-doza ?? NON DIEU PAS MERCI
4. tenio
(
05/01/2005 16:41)
andrea> aza manao an\'izany.Dieu fait ce qu\'il veut et on n\'a pas le droit de le juger.
5. pissoa
(
05/01/2005 16:59)
O ry namana a! Tsy ny zavatra ratsy no handosirana an\'A/tra ... tsy ny tsara koa no hanatonana azy anefa an! Fiainana daholo na ny ratsy na ny tsara, de ny miaina no anjarantsika, ... OK. Aza de mitady valiny amin\'ny zavatra rehetra fa ekeo fotsiny aloha rehefa tsy mbola afaka mahita valiny ... De manaova toy izao: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :!:
6. booboo
(
05/01/2005 17:19)
mitovy hevitra tanteraka mitsy @ Pissoa... na :cry: ara fa tsy mety tafa- :lol:
8. watafon
(
05/01/2005 18:48)
miombon-kevitra tanteraka aminareo aho fa ny tiako tsindriana kely de zao e! nahoana no ireo tany mahantra no niharan\'ilay loza e? nino ve nareo fa raha tany japon na états-unis no nitranga iny d ohatran\'iny ny degats ? 2 ora mialoha ange de efa voatily iny loza iny e! fa nohon\'ny tsy fanan\'ireo firenena ireo ny haitao amin\'izany de ireny ny zava-nitranga; tsy maintsy misaotra an\'Andriamanitra lehibe isika noho izany satria tokoa raha sanatria taty ka nanakaiky antsika iny d asa angamba ! tsy tiako saintsainina akory; miara-ory tanteraka amin\'ireo niaram-boina aho e!!
9. ikaretsaka
(
05/01/2005 19:45)
watafon.. aza adino fa etazonia atsimo sy i japon vao feson\'ny cyclone be t@ ete an
10. watafon
(
05/01/2005 19:51)
oui tsy adinoko mitsy kah ! fa le seisme ohatran\'iny ange no tiako lazaina e! ireny mantsy detecté qlq heures mialoha !
11. booboo
(
05/01/2005 21:42)
na détecté à tps ara lé raha tany Inde dé mba nandefa faxe ihany ry zareo fa tany @ ministre efa tsy am-perinasa no nitontona lé izy, dé efa tonga ny 1ère vague vô tonga tany @ lé tena ministre concerné ilay faxe ! :^) :^)
12. ikaretsaka
(
05/01/2005 22:12)
ka izay.. ny onjam-peo tsy naharesy ilay onjan-dranomasina rehefa tonga ny pire!
15. bichette
(
06/01/2005 10:13)
andrea > mmaro ny zavatra ty takatry ny olombelona ary mampalasa saina hoe fa maninona àry Andriamaintra no toy izao sy toa izao fa izao e ! \"car mes pensees ne sont pas vos pensees et mes voies ne sont pas vos voies, autant les cieux sone eleves au dessus de la terre (lavitra be mihitsy izany) autant mes voies sont eleves au dessus de vos voies et mes pensees au dessus de vos pensees\". esaie 55 : 8-9 raha tsara ny fitadidiko koa sarotra indraindray ny manaiky fotsiny fa dia araky ny tenin\'ny namana dia manaiky e ! izany andrea a !
ireo misy ankehitriny ireo koa anie diia efa voalaza ao anaty baiboly fa hitranga e koa na inona na inona tsy afa manoatra isika fa aoka ho famantarana antsika fotsiny fa efa andro farany izao.
ireo misy ankehitriny ireo koa anie diia efa voalaza ao anaty baiboly fa hitranga e koa na inona na inona tsy afa manoatra isika fa aoka ho famantarana antsika fotsiny fa efa andro farany izao.
16. eisy
(
06/01/2005 11:10)
Za kosa nefa de mananahertreritra toa izao : matoa ny zavatra ireny miseho de izay no efa andaharan\'Andriamatra azy e!
Ireny anie raha tiany ho fantatry ny olona mialoha de efa nisy fomba nampiomananany e!
de ny tena ao an-tsaiko foana zany isaky ny misy zavatra miseho de hoe \'matoa ataon\'Andriamanitra de fantany fa zakan\'izay hiarany\' sanatria aho tsy manambany ny fahorian\'ireo niharan-doza,fa kosa entina hampihoitra no nananako izay heritreritra izzay fa tsy hoe resy de hijanonana eo
fa mirary soa ho an\'izay nohan-doza aloha e!
de misaotra an\'Andriamanitra amin\'izay ataony rehetra fa zaka io matoa asehony sa?!!!

17. watafon
(
06/01/2005 16:15)
tsy misy diso avokoa zany lazainareo zany ary manaiky aho hoe efa voalahatra daholo ny zavatra rehetra mitranga eto ambonin\'ny tany ; ho an\'ny kristiana sy ny mpino rehetra zay ! fa betsaka ange ny olona na mino aza d voaozongozona tanteraka ny finoany rehefa idonam-paoriana e! nefa @ fotoana toy izao indrindra no ilantsika Azy
18. hemia
(
06/01/2005 20:16)
ry namana malala isany voavakiko daholo ny zavatra nosoratanareo ka tsotra ny teniko
matoa ny loza tahaka izao mitranga dia avy @ ilay nahary izao tontolo izao asa raha fantatrareo ny tantaran\'i sodoma sy gomoro? mitovy @ izany io zava mitranga io ka ny hafatro dia miambena mivavaha ka aza mitsahatra fa tsy fantatrao ny andro hiavin\'ny tomp dia mahereza sdaholo
mivavaha ho any firenentsika sy ny vahoka malagasy

19. fijo
(
06/01/2005 21:42)
amiko ny olana lehibe indrindra amin\'ny sasany dia io tsy fisian\'ny fanontaniana momba an\'andriamanitra io.tsy azo tsaraina.raha mamono olona iray ianao tsaraina sy melohina hofaty ,ka nahoana no hoe raha izy no mamono olona amanaliny dia merci bon die?
20. watafon
(
07/01/2005 05:09)
tsy mitovy kosa ange zany ry fijo e ! Izy ange no nahary antsika e! ary mbola Izy ihany no afaka maka antsika !