Dieu merci!!!

41. ikaretsaka ( 13/01/2005 06:26)
sady ny voronga rehefa tiany hipetrahana dia hipetrahany ko.. ha herin\'inona io na misy hery na manana hery na man-hery
42. eisy ( 13/01/2005 11:57)
ikaretsaka! tsy resaka vorona no tiana ahatongavana! mamaky tsara an :wink:
43. fijo ( 13/01/2005 22:07)
eisy,raha izay no raisina dia izao koa ary.misy ny ramanavy izay samy manidina ireo.nahoan no voan\'ny herin\'aratra izy raha miteka eo.satria tsotra.ny tongotry ny vorona misy korany\"miaro azy ny an\'ny ramanavy tsy misy dia voa.asa koa raha tsikaritrao fa ny zavatra misy ravintsofina dia mety voan\'ny herinaratra fa ny tsy misy ravintsofina tsy voa.
tsy andriamanitra izanyy nonao an\'izany,ary raha izy dia miangatra izy satria maninona ny vorona no narovany ary ny ramanavy tsy narovany.
44. eisy ( 14/01/2005 10:57)
de iza ary izany hoy fijo e?! :?: enao zany mihevita fa nisy ho azy izao tontolo izao!!!!,de talohan\'izao inona?
45. fijo ( 19/01/2005 22:06)
izay le big bang,ary talohan\'izao koa ary ,raha andriamanitra no nanao azy;naninona no tsy nataony talohan\'izao.?
46. eisy ( 26/01/2005 08:37)
Tsy azoko inona no tianao ho hataony talohan\'izao! ary talohan\'ny BIG BANG inona no teo ary iza no nanao izany! moa ve efa hitan\'ny \"manam-pahaizana\"?
47. mihanta ( 26/01/2005 09:19)
dieu merci (l)
48. booboo ( 26/01/2005 10:21)
amen
49. fijo ( 26/01/2005 22:21)
eisy ka izay mihintsy le fanontaniana.naninona no tsy nataony taloha ary .
50. eisy ( 27/01/2005 09:48)
Efa tery ambony anie aho no nilaza hoe aza miheritreritra akory ny Heviny fa lalina be izany e!
Sady izao koa e! Tsy aleo ve mino sy misaotra azy amin\'izay zavatra rehetra ataony satria

Raha misy anie Izy e! tsy haninona izay mino sy manompo Azy e!
Nefa ianao raha mahalala fa minia ny tsy hino tsotra izao de asa....
Dieu Merci!
51. fijo ( 27/01/2005 22:01)
ka za ve hisaotra nefa izy aza tsy misy akory dia ahoana,?
52. moi ( 23/02/2005 12:08)
Koa hanome tsiny Azy nefa Izy aza tsy misy akory ?
Amin'ny tsy mino fa misy Andriamanitra dia tokony ho sans réaction. Izireo mantsy tsy vonona mihitsy hisaotra Azy, fa miandry izay hanomezana tsiny Azy fotsiny.
Fa ry mino kosa, Dieu merci foana e! Aleo aza tsy mahaloa-peo toy izay lasa manome tsiny Azy.
53. fijo ( 23/02/2005 22:12)
izay ary .minoa ianareo fa izahay aloha tsy hafaka hino zavatra tsy hitanay e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.398