tia nefa tsy tiana!

1. maditra ( 05/01/2005 03:59)
Ataonareo ahoana ny mifandray amin\'olona tianareo nefa tsy tia anareo? fitiavana tena fitiavan\'olon-droa no lazaiko eto mazava loatra!
novalian'i baojijy ny 15/05/2005 07:34
2. watafon ( 05/01/2005 10:30)
sarotra ihany aloha zany e nefa mitranga matetika ! fa zao fotsiny ny hafatro kely hoe : \"tiavo aloha izay tia anao alohan\'ny hitiavanao izay tianao !\" :wink:
3. isrine ( 05/01/2005 11:18)
@ fomba ahoana moa no ahalalana fa tsy tia ilay olona tinao?
Rehefa azonao porofo fa tsy tia izy dia mahay mionona ianao izay tia ka manaja ny safidin\'ilay olona tsy tia anao!
Miala ka mitady hafa e, tsy anjara zany ilay olona ka atao akory!
4. chipie1 ( 05/01/2005 12:42)
fitia tsy raikitra tsy hatao maharatsy fihavanana
5. kinaoly ( 05/01/2005 13:32)
watafon: hum de za oatsa tia anao de tiavinao zany ? :-D
chipie1: marina mintsy zany, tiavo mangina izy rehefa tsy tia anao, fa raha ny fitiavana hono dia aleo manome toy izay omena :P
6. yonikafopl ( 05/01/2005 14:27)
mahatsara kokoa ny mitia noho ny tiavina e!!!
ny fitiavanao le oll kou de ny fanajanao ny safidiny.
7. pissoa ( 05/01/2005 17:05)
Miombon-kevitra amin\'i watafon aho ... \'Ne perd pas ton temps a chercher ce que tu aimes, tu risques de souffrir davantage; apprends plutot a :!: connaitre :!: et a aimer ce qui t\'aime deja\'. Fa tsindriko tsara ilay hoe :!: connaitre :!: an!
8. watafon ( 05/01/2005 18:40)
pissoa an ! ........zay mitsy ange no tiako hotenenina e! ahoana moa no tsy ahafantaranao ry isrine na @ fihetsika fotsiny aza we midona @ rindrina ange za zany e! sa mety we tsy haiko alou e! tonga d tsapa fôna io e! da aleo manaja tena !!
9. ikaretsaka ( 05/01/2005 19:33)
isrine .. raha efa hita koa hoe manoa toetra tsy zaka ve dia mbola inoanao ihany fa tia anao
10. watafon ( 05/01/2005 20:16)
kinaoly zany v ? :?: :wink:
11. fijo ( 05/01/2005 22:49)
mafy iny fa atao ahoana fa lalanan\'ny fitiavana e
12. maditra ( 06/01/2005 00:28)
Hita hoy aho, c\'est grave!
13. lo ( 06/01/2005 03:31)
rah mivadika kely amin\'ny toeran\'ilay tiana nefa tsy tia isika (atao we en connaissance de cause izy) d itantsika ny valiny :roll:
14. watafon ( 06/01/2005 05:17)
andraso kely ary we ! hummm ! tena marina tokoa zany kle ! :idea:
15. harena ( 06/01/2005 05:36)
sao avy am tu kosa ny blem tsy itiavany an tu sao tu maimbo,elika , na malany be, matoa koh tia tsy tiny de mety tsy ao am le gout any eh,ataovy akama bonne fotsiny izy de milay eh,vodisobika aza manana ny tandrifiny
16. iriniaina ( 06/01/2005 09:08)
arakaraka anlé cas kou io, misy manko le tsy tiana de vao maika maivava be , reny kosa sarotra be ny ifandraisana aminy .
17. watafon ( 06/01/2005 09:33)
izy daolo zany e ! fa arakaraky le tranga ihany io e! ny tsotra indrindra ho ahy raha za le tsy tiana nefa tia d miala am-panajana e! za ange tsy ratsy nohon\'ny vodisobika e! hihi ! :-D
18. jhouhlambout ( 06/01/2005 20:55)
:-D Kanefa raha samy makany @ tia daholo ny olona rehetra dia miverina @ ilay olana t@ voalohany ihany....
19. fijo ( 06/01/2005 22:08)
io koa rehefa hiverenana matetika eo tia ihany ny farany ka
20. hiraina ( 06/01/2005 23:58)
Izay iray ve no tsy tia ry maditra dia hampivaky loha! asehoy azy hoe tsy miraikitra aminy ianao fa rehefa hitany hoe tsy miraharaha azy ianao dia izy indray no lasa manatona anao. Sa ahoana :lol: :lol: :lol: :lol: :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2403