tia nefa tsy tiana!

21. watafon ( 07/01/2005 05:15)
izay koa alou marina e! fa aleo izy ho any rangaha an ! ny namana ato bedebe sa ? :-D
22. isrine ( 07/01/2005 13:01)
ha, ha, ha..............
aza kivy mitady ianareo lehilahy reo e, be de be hono ny sipa eto.
23. watafon ( 07/01/2005 15:35)
ka marina ange zany e! aleo tsy tambatambazana zany fa manjary mizesta ange e!
24. pissoa ( 07/01/2005 17:27)
watafon> marina mihitsy izany, aza tambatambazana izany. Santionany fotsiny ireto sipa asehoko anao ireto ry i maditra: :lol: ( miresaka) :D (mitsiky) 8O (bosista) :wink: (be charme) ... ianao no mifidy! Izay iray, ooof, tsy blem. Raha tsy ianao no fototry ny olana de ... hanenina izy :wink:
25. watafon ( 08/01/2005 06:11)
aleoko le :lol: le mitsiky io alou raha za no miçfidy amzao fotsiny e! :-D :-D
26. princesse ( 08/01/2005 08:28)
aminà tsotra be, ra fitia no miavon-tsahala dé avélao oany!!! refa tsy tia lé olona dé za kou mbo maay tsy tia!!
27. mihanta ( 08/01/2005 13:14)
hum tsotsa izay tia anao d tiavo,aza miditra am patalou tery lol :-D
28. pseudo ( 08/01/2005 15:17)
ny ahy ndray mbô mahagaga ahy maintsiny fa le oll tsy tia ahy ireny no tena mbô mahafinaritsa ahy :idea:
29. watafon ( 08/01/2005 17:04)
pseudo : sambatsa enao !
30. poupounesana ( 08/01/2005 17:34)
pseudo ah, tena mba nahita an\'zany koa zà t@ taloha eh! fa zao ndray alou toa zé mba genre-ko d kay zà koa genre-ny!
fa raha mandinika ny teneninareo ato aho d zao no azoko lazaina : raha mahavita nareo hoe mi-renier fitiavana oll tsy tia anareo d mbola tsy tena fitiavana zany le noressenter-nareo t@le oll!
tsy misy oll tonga d tia ambolohany zany mitsy fa ny fifaneraserana no miteraka fitiavana! raha ny attirance d ekeko hoe mikoty b @voalohany!fa anontanio anie ny oll manambady rehetra raha le oll noeritreretiny hovady no lasa vadiny eh!zany hoe tsy misy ankijery physique sy ny sisa io fa refa hoe iny no anjara d tsy maintsy tianao ihany iny ny farany na d tsy tianao aza t@ voalohany
31. maditra ( 09/01/2005 14:47)
misaotra e! tena mihatra amiko izao manko izy io dia misaotra anareo rehetra.
pisoa> merci
merci doly e!
32. pissoa ( 09/01/2005 16:15)
poupou > mahay an :-D milay le lazainao
maditra > manaova am\'zay toy izao :D :-D :lol: :D :-D :lol:
33. xxx ( 10/01/2005 13:26)
Izaho aloha @izao fotoana izao dia azo lazaina ho bien placée raha io hoe tia nefa tsy tiana io e! :cry: Misy olona tiako iray izay nefa izy tsy dia miraika amiko akory. Mifankahita isan\'andro anefa izahay ka vao maika mitombo ny fitiavako azy (na mety hoe ny attirance?). Dia tsy aiko izay tokony ho ataoko izao ry namana isany a! :?: Tsy afaka ny tsy hahita azy isan\'andro (miara-mianatra)...nefa mafy amiko trop ilay fahitako azy...
Dia tokony ho ignorer-ko fotsiny @zay ve izy? :(
34. tsiperifery ( 10/01/2005 13:40)
xxx> mety tia izy saingy mody tsy miraika . Sao aza ianao manao fihetsika taratara be dia tsy azoazony ? Hitanao koa ve anefa fa mety ho beau couple ihany ianareo ?
Mangalà namana hafa fa manatona anao moramora eny ihany izy raha tena tianao jonoina e !!
35. poupounesana ( 10/01/2005 15:25)
pissoa, aiza akia ty mahay fa d reny no mba hita t@ fiainan\'oll zé nifanena t@ko eh!
hoan\'i xxx,aza aseho azy marina hoe tara @ny i xxx! io manko mampatahotra ny lelà io! na koa mety hararaotiny (zay alou no tena ratsy eh sady enao manko efa tena latsaka b @ny ka tsy ho objective mitsy ny jugement-nao @le oll)
36. watafon ( 10/01/2005 15:34)
xxx f\'angaha moa efa fantany fa tianao izy e, ary ahoana no ilazanao fa tsy tia anao izy e?
zao no mba torohevitro e:ataovy ze ifaneraseranao b b kokoa aminy fa aza precipiter-na fotsiny e! tsy maintsy ho tsapany eny ihany io de hohitanao miandalana ny tohiny d mba tantarao anay e!
37. maditra ( 11/01/2005 01:59)
Sao dia lasa amitie indray manko no atahorana avy eo! Tsy eritreretinareo ho lasa amitie ve ny fifaneraserana tahaka izany?
Tsy mi-sentir amour ilay olona fa amitie dia mbola possible ve ny hiovan\' ny amitie ho lasa amour?
38. watafon ( 11/01/2005 05:54)
possible tsara misty lty zany an ! tsy haiko alou e !
39. poupounesana ( 11/01/2005 07:56)
zà koa alou mahita hoe possible zany eh!
40. xxx ( 11/01/2005 19:19)
Misaotra an\'ireo izay nanome conseils o!
Ary mitovy daholo ny conseils azoko avy @ namako rehetra eny fa na dia avy @ ny namana eto @ sera2 ary!

tsiperifery sy poupounessa> Efa j\'essaie de suivre ce conseil izao depuis.....1semaine :roll:

maditra sy watafon> Ka izay indrindra ny atahorako hoe sao tsy hisy fika mihitsy hoe ho lasa amour fa hijanona amitié? Au fait, oui fantany hoe il me plaît! (si je l\'aime... :?: )

Sady izahay manko anie amin\'io azo lazaina fa efa mpinamana e! Enfin...miaraka foana izahay depuis (miaraka en tant que hoe mpinamana an!)....dia izay indrindra no anahiko hoe mety tsy hety mihitsy.... raha tonga aho dia hiova ny firesako aminy....ce serait un peu bizarre non?! Zao ary efa manontany izy hoe fa maninona aho no lasa hafahafa..... Tsy ohatran\'ny taloha (satria hatramin\'ny il y a une semaine izay mbola niaraka be fona izahay). Nefa raha ohatra ka hoe hijanona comme avant dia je n\'aurais aucune chance.....enfin je crois!

Fa je crois que j\'ai fait une petite erreur kou anie e! On s\'est embrassés. Ok mety hoe tsy midika inona be fa na izany aza.

Au fait, fa sérieux ve hoe raha mampiseho hoe taraiky @ bandy iray dia il t\'ignore? Une petite question pour les mecs.

Dia encore merci an! :)


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1267