tia nefa tsy tiana!

41. mumu ( 11/01/2005 21:37)
xxx aza mampiseho fitiavana amin\'ny bandy zany fa vao maika izy mampifilafila!!
42. fijo ( 11/01/2005 22:32)
xxxx an mody manaova tara amina bandy hafa dia jereo izy raha sarotiny ,fa ok izay.na koa avy dia anaovy resaka miolana izy e.
fa aza atao resaka variamin\'anana toa io ataonao ato io fa mankaleo be.
43. maditra ( 11/01/2005 22:54)
Raha amiko aloha raha tiako na mahafinaritra ny sipa iray fa tsy dia tiako be manahoana kosa, aleoko izy mampiseho na miezaka mampiseho fa tia izy, Raha misary manao tara amin\'olon-kafa eo izy dia izay no nataony, tsy ho any intsony koa ny saiko! Sarotra aloha e!
44. poupounesana ( 12/01/2005 16:42)
zao alo eh!misy tsy azoko kely! mpinamana b ftsiny v nareo nefa efa nifanoroka? tokony misy zavatra miova anie entre vous tao aorianan\'le oroka eh! mitandrema ihany ry tovovavy han! raha le zavatra iray alou d aza omena azy mihitsy! fantany manko hoe tia azy enao!izy anefa tsy hita hoe ahoana!sady nareo mpinamana fotsiny na d mifanoroka aza! raha azony eo le zavatra mora aminy ny hody fanina aveo han!\"tention ça sent bizarre....
45. mihanta ( 12/01/2005 17:54)
aleoko le bandy love b amiko fa za le tsy tia :-D
46. watafon ( 12/01/2005 18:19)
ary raha mba mifamadika moa zany ry mihanta de ahoana ? :-D :-D :-D
47. fijo ( 12/01/2005 22:38)
poupou an inona kay le zavatra????
mihanta ary raha mifamadika marina moa .
48. watafon ( 13/01/2005 06:27)
poupoune /fijo za koa saika hanotany an\'izay ? :?:
49. poupounesana ( 13/01/2005 08:39)
le zavatra eh! reto koa mody tsy mahay an\'le zavatra eo ftsiny!
na i fijo milaza azy ho virja io aza fantatro fa efa mahay b an\'le zavatra eh!
50. watafon ( 13/01/2005 09:34)
:-D :-D :-D zany hono ry fijo an !!!
51. idealy ( 13/01/2005 13:52)
omeko anreo rehetra ity tononkiran\'i poopy fitia vôrara ity \" soa tsy fantatrao ny tolona ao anatiko ao , toa reko zao mitritra ny fanahiko ,soa fa ra tsizany angamba mety ho ga² ianao ,izaho ilay namanao nitia mangina anao\" .REF :\" Ratsy fiantefa ny safidin\'ny fo ka ny saina no amafisiko. Ny saiko mahalala fa tsy natao ho ahy enao ,kanefa tsy mahasakan\'ity fo adalako hisento mangina hitempo ho anao; fitaia vôrara vô miantomboka\"
\"soa fa misy ihany fomba hihaonana aminao, na fahoriana aza no aterany , soa fa ra tsizany amgamba mafy noho izao ilay hirifiry izay nandrotidrotika ahy . REF......
refa vita ny alanenina de io arahina amafiso ny saina mahereza eh
52. vegas ( 13/01/2005 16:56)
poupounesana> enao kosa tsss! aona kosa no raranao tsy hanomé le zavatra ny sipa? nenao aza omena fa aleo ny an\'ny hafa omeny hihihi.
Conseil letsy ty a: mba omeo ihany refa misy mangataka nenao fa indray andro any anie refa hanome enao ka tsisy handray tsony e.
53. xxx ( 13/01/2005 17:34)
misaotra an\'ireo namaly.

fijo,
miala-tsiny raha toa ka nanao vary amin\'anana zà teo ambony teo e! Ezaka hiteny gasy tena tena gasy ary zà zao. :lol:

idealy,
marina io hira io ka!

mihanta,
izay aloha no tena tsara ka! :-D

poupounesana,
izao ilay izy e! Mpinamana izahay hatram\'ny volana vitsivitsy maromaro izay. Dia nisy fotoana iray izay nahatonga anay hifanoroka tampoka.....dia tsy misy tohiny intsony....

54. mihanta ( 13/01/2005 20:55)
XXX d hazavao andry zareo aza ny antony
55. fijo ( 13/01/2005 22:23)
poupou ka efa oe mba lazao fa tsy hainay ko.
xxx,ka matoa efa nisy io fotoana nifanorohana io dia efa samy tao izany fa tsy nisy sahy nanohy.ampahatsiahivo azy io fa ho hitanao fa hitoy hoazy eo le resaka
56. maditra ( 13/01/2005 22:46)
xxx>sao dia mba oroka fiarahabana tratry ny taona kely ireny izany! :-D
Raha izany aloha tsy espoir e!
57. poupounesana ( 14/01/2005 11:38)
fijo so d voaroka ato zà ra tena teneniko @teny gasy mazava le izy! :^) efa indisy anie zany omeko zany eh! d mboal tsy hay ihany v? aiza kosa eh? d mbola le isan\'ny QI ihany zany io koa!
xxx, zay anie le tena mahagaga eh! vita ny orokavoalohany tonga d tokony suite-arithmétika anie le oroka eh fa tsy mifampody fanina!enao v tsy mahatsapa hoe c bizarre? tadiavo alou ny antony d hohitantsika eo ny tetika atao hoanao, zany han!
58. xxx ( 14/01/2005 18:37)
mihanta,
ka na izaho aza tsy mahay akory hoe fa maninona no tsy misy suite kou!

fijo,
efa mba niresaka momba io any aho fa hoy izy hoe \"afaka tsy miresaka momba izany ve kay e?\"......Zany no havaliny ary ka ho inona eo mou?

maditra,
efa talohan\'ny voalohan\'ny taona ilay izy ka! Mety ho oroka .......kely sisa ho faran\'ny taona? :roll:

poupounesana,
tsy izaho anie no moda fanina e! .......... Fa tsy aiko koa fa toa na dia hitako isan\'andro ary izy... toa ohatran\'ny efa mi se résigner (!) zà (zafady @ lé teny frantsay fijo a! :lol: ). Sady ny olako koa izaho mbola misy exam be ho atrehiko ka tsy dia te hieritreritra be momba izay intsony zà.

merci aloha dia @ manaraka indray tantaraiko e!
59. ikaretsaka ( 14/01/2005 18:45)
XXX> de ataovy hoe MIla miresaka nareo fa tsy hoe Afaka miresaka....
60. watafon ( 15/01/2005 06:19)
xxx ohatran\'ny ho sarotra ny fandehan\'ny zany tantara zany an ! fa maninona anefa raha tsorina aminy ny marina e! :?:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2322