tia nefa tsy tiana!
63. fijo
(
17/01/2005 23:33)
xxxxx vitao aloha ny exam.
avy eo antsoy izy dia resao moramora,na manda tsy te hiresaka aza dia tarito fa menatra izy matoa tsy te hanoy le resaka;ka ianao no tokony hanala io henatrany io.
ary tadidio le antony nahatonga anareo hifanoroka dia havereno izay antony izay raha mbola miverina le oroka.
raha tsy misy fika dia natsoy sahondra dia miafena ao aoriany.(vazivazy io)

64. poupounesana
(
18/01/2005 12:38)
zao akia ry xxx ah! ataovy aloha ny exam han! d avelao izy hanantona andry!fa aleo izy no hanantona toy izay indry satria lazainy fa molamola eo ndray mantsy indry! no sady @zay mb afantatryndry hoe il tient à toi vraiment sa accident le bisou tokana monja,
66. xxx
(
19/01/2005 13:04)
misaotra namaly o!
mihanta...
ambadiky sahondra ahona kou? :-P
poupounesana...
aleo mihitsy atao ny exam alou fa tssss....ho hita eo ihany avy eo e!
fijo...
raha manatona zà dé nefa izy ho mody fanina dé aona indray? :/
mihanta...
ambadiky sahondra ahona kou? :-P
poupounesana...
aleo mihitsy atao ny exam alou fa tssss....ho hita eo ihany avy eo e!
fijo...
raha manatona zà dé nefa izy ho mody fanina dé aona indray? :/
67. fijo
(
19/01/2005 22:42)
xxx an rehefa hitany fa tena te hiresaka ianao tsy sahy mody fanina izany izy.raha toa ka izay no ataony hialao fa aiza koa izany bandy matahotra hiresahana izany
68. poupounesana
(
20/01/2005 14:45)
an3 ka! fijo koa manoro vohana! ny bandy hoà matahtora sipa tara aminy! fa aleony le sipa le mbola mila seduiser-vana! ignoreo mitsy alou akia ah! aza rarahina mitsy! zé manina manantona eh!
au fait, vita v ny exam alou eh? mahavità soa akia
au fait, vita v ny exam alou eh? mahavità soa akia
69. fijo
(
20/01/2005 22:55)
ka io lazain\'i poupou io anie efa nolazaiko tery ambony e.fa raha mbola tsy hita izy aorian\'io dia hanatonana amin\'izay
70. pika
(
07/04/2005 14:24)
aleo mitia toy izay tiavina nefa tsy tianao akory ilay olona. sarotra ihany ny ahitana ny olo-droa samy tia. mahereza e!
71. domoiina
(
07/04/2005 15:17)
aleo tiavina toy izay mitia satria mijaly refa tia nefa tsy tiavina, sa hoe tia fotsiny tsy miandry valiny?? :cry: tsy hay tsony izy ty e!!
73. domoiina
(
08/04/2005 07:19)
:D ie ny ana lo marina fona zay lazaiko raha tsy hoe refa miteny diso ihany
74. nalafe008
(
08/04/2005 11:40)
aleo manaja tena raha izay zavatra izay no mitranga matoa izy manao toeana try zaka aminao dia efa misy tiany any amin'ny sisiny any,mahaiza mihonono fa izay no anjarae dia mahereza ry ihanjadiany an,io ilay hoe fitia try anjara e.
75. lilbon
(
09/04/2005 06:08)
domoiina:diso zany klé!aleo manjakely,dé bogosy, dia afaka misafidy sa?
76. xxx
(
10/04/2005 14:53)
rehefa tia ka tsy tiana dia mila mimpetraka fa tsy môla2!!!!!(mazavà!! :!: :?: ) OK :evil:
77. poupounesana
(
11/04/2005 09:25)
az d masiaka toy zao ry x ah! enao marina angamba mbola tsy tratra koa!
78. domoiina
(
11/04/2005 09:33)
lilbon:
domoiina:diso zany klé!aleo manjakely,dé bogosy, dia afaka misafidy sa?
ayyy , zay zany !!!
79. xxx
(
11/04/2005 10:36)
loza be le tia nefa tsy tiana na tia le oul fa mapifila kely aloha nefa koa refa ela lotra le fapifilafilaina de lasa indray le fotiavana tokony kookoloina teo hihiih :-P :-P :-P
80. haingo23
(
11/04/2005 10:58)
Mody miaraha @ olona hafa namana de ho hita eo izy na saro-piaro na tsia. Maninona kay raha miteny aminy direct e!