mmmhhhh....????

1. kitjo ( 01/01/2005 16:20)
Tratry ny taona aby aloha e


Hono wa, ary toa bdb annif be anjoany?
niandry voalohan\' ny taona aby ve ny reny t@ niteraka sa nanakory?
novalian'i fijo ny 11/01/2005 05:42
2. booboo ( 01/01/2005 19:40)
diavolana angamba ny andro t@ zay :roll: hihihi
3. yonikafopl ( 01/01/2005 20:05)
tratry ny taona doly eeeeee :-*
booboo fa maninn raha diavolana????
4. booboo ( 01/01/2005 22:41)
be de be ny teraka refa diavolana re !
5. ikaretsaka ( 02/01/2005 00:04)
yonika> ary nareo izany tsy mahay mi kalkil an! :-P
fahaizana mi kalkil aby zany. fa tsy hoe .. anona de anona!
6. fanja1 ( 02/01/2005 09:50)
tratry ny taona e! de samy ho tratry ny taona maro be mifandimbt :-*
7. maditra ( 03/01/2005 01:10)
Tratry ny taona daholo izany e! :°) dia mety ho hendry angamba ny maditra!? Andraso maniry ny nifin\'akoho hoy ilay ohabolana izay!
8. watafon ( 03/01/2005 07:19)
Tratry ny taona daholo e! d mirary soa antsika namana rehetra e!
9. ravatorano ( 03/01/2005 07:32)
tratry ny taoana daholo eh d ny tsiron ny tanay sy ny andon ny lanitra hirotsaka aminareo namana rehetra tsy ankanavaka eh :-*
10. mimich ( 03/01/2005 07:44)
Arahabaina tratry ny taona sa nahatratra ny taona e! , fanontaniana fotsiny iny fa dia arahabaina daholo aloha e!
11. yonikafopl ( 03/01/2005 12:06)
ika hihihihi ka zahay mbola tsy tao kouuuu
Dia ho samy tratran\'ny taon-diavolana doly ooo :wink:
12. chipie1 ( 03/01/2005 13:04)
:-D
13. xxx ( 03/01/2005 17:25)
Tratra rapitso daolo ééééééééééééééééééééééééééééééééééééééééééé
14. booboo ( 03/01/2005 17:28)
iéééééééééééééé hihihi
xxx>sô dé mbola mamo :-P ? mananihany zà :-D
15. pitchou ( 03/01/2005 18:07)
d samy ho tratry ny manaraka daolo ooooooo!
16. fijo ( 03/01/2005 23:26)
dia efa samy tratrany izao ka samia ahavita azy indray ary e.
17. watafon ( 04/01/2005 05:48)
:-* de samy ho ambinina amin\'izay atao ry reto an ! ho tahian\'ny Tompo lalandava e !
18. fijo ( 04/01/2005 23:20)
ny tompo ity mamono olona no ataony ko
19. sangojy ( 05/01/2005 11:17)
Iee samy ho tahian\'ny Avo eh...fa raha izy marina no namono oul de tsy hahay manao diavolana 4 fois par mois ve ny Tompo eh, sa aona booboo?
:{ diavolan-ko lava...lalao mbolo wela :{
20. fijo ( 06/01/2005 21:52)
izay tsy haiko fa ireo olona maro be maty aloha no hitako.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1804