Hanampy ny any Asie?

1. hery ( 01/01/2005 12:26)
Azontsika atao ny mandefa fanampiana any Asie vokatr\'iny Tsunami (onja goavana) tany farany teo iny. Nanokatra toerana ho an\'izany mantsy ny Croix-Rouge

http://www.croix-rouge.fr/index/partner_campagne.html

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5623