Menakely sns

1. booboo ( 29/12/2004 15:19)
Sô misy mahay :
-menakely
-mofo sakay
-mofo akondro

azafady ? Sôtra mialoha. Ilay pâte mitsy no tsy mety haiko.
2. booboo ( 29/12/2004 15:46)
ay dé lé mofo katsaka misy voanjo mifono ravina akondro any Dago reny koa kay !!!! ( tsy ao an-dohako ilay anarany fa aza tsiny )
3. sechat ( 29/12/2004 16:02)
nenà ny fanaovako mofo akondro tsisyfatrany fa fatapantatro fotsiny hoe zao sy zao avy :°)
sady tsotra kely : lafarinina + siramamy + levure kely + rano zay mamparihitra anle pate (io samy manana ny tiany)
+ akondro silahana araka izay hitiavanao azy (silahana 2 @ lavany, na 2 @ sakany ....)
afanaina tsara ny menaka, de atsoboka ao anaty paty ny akondro de alefa ao anaty vilany miam :-P
de ny tarehiny miankina be @ ze vilany anendasana azy ihany. nenà saba fôna fa raha tsy zany de miraikitra na tsy masaka, na tsy miparitaka tsara le patiny.
io paty io kou de azo anaovana menakely fa refa mandrotsaka anazy ao anaty vilany fotsiny de atao faritra boribory (fa @ ity mila mafana tsara ny menaka @ zay tsy mitambatra le mofo)

otran\'izay kou ny mofo sakay (mety ihany le izy na tsy saba aza fa atao @ saba izy tsara kokoa)
de ny paty lafarinina + sira + anan-drano voatetika + voatabia voatetika (tsy voatery, za lou tsy tia e) + sakay vovony na sakay voatoto + rano araka izay itiavanao azy
afanao ny menaka de paty eran\'ny sotro de arotsaka.

tsy de mahay mahandro firy a fa de zay alou no haiko e :roll:
4. sechat ( 29/12/2004 16:35)
de adinoko le levure @ le mofo sakay. (satria za tsy manisy levure fa tiako le izy mikarepoka iny) :-D :-D
5. chipie1 ( 29/12/2004 17:21)
le mofosakay io asiana vary totona tsara be, mixeo ane ny vary de afangaro aminy la farine de asiana levure , fa bôna bôna be ry booboo a! ;-)
6. booboo ( 29/12/2004 18:58)
sechat>sôtra :-* ! zà tsinn refa manao dé ratsy tarehy fôna zé mivôka avy tao ! hihihihi
chipie1>ah ! sôtra :-* kounkou fa zay zà vô nahita an\'izany ampiana vary mixé-na. Ah zà bôna bôna beeeeeeeeeee fôna kah hihihihi
7. fijo ( 30/12/2004 21:36)
booboo an de aza hadino le namana rehefa vita le tsara an
8. ikaretsaka ( 30/12/2004 22:16)
vary masaka ve io miixena io ry chips sa vary manta?
9. fijo ( 30/12/2004 23:12)
eny wa
10. fanja1 ( 02/01/2005 18:21)
ikaretsaka efa misy ny farine de riz @ izao fotoana @ sachet!
11. ikaretsaka ( 02/01/2005 18:24)
fanja> fa ilay tenenin\'i chipie heo mixena io ka
12. chipie1 ( 02/01/2005 18:48)
ikaretsaka> vary manta ka.
13. ikaretsaka ( 02/01/2005 19:05)
ary ahoana indray le menakely ?
14. bichette ( 05/01/2005 07:16)
misaotra amin\'ilay recette
15. ikaretsaka ( 05/01/2005 20:34)
aiza ilay menakely o
16. booboo ( 05/01/2005 21:26)
efa lany fa tia tena ny aty ô :°)
17. ikaretsaka ( 05/01/2005 21:54)
le re7 no lazaiko ak
18. booboo ( 18/01/2005 12:13)
io efa natoron\'i sechat io ambony io 29/12/2004
19. ikaretsaka ( 18/01/2005 19:33)
mbola tsy ao le menakely fa mofo akondro sy mofo anana no ao ry booboo a
20. booboo ( 18/01/2005 20:03)
juste eo ambanin\'ilay fanaovana mofo akondro misy oe \" vilany miam :-P \" io ny teny farany. dé alohan\'ny oe \" ôtra zay koa ny mofo sakay ....\" . Hitan\'Ikaretsaka ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.35