Menakely sns

21. ikaretsaka ( 18/01/2005 20:48)
Mpandefa : sechat
29/12/2004 19:02:57

Lohateny : Val : Menakely sns

nenà ny fanaovako mofo akondro tsisyfatrany fa fatapantatro fotsiny hoe zao sy zao avy
sady tsotra kely : lafarinina + siramamy + levure kely + rano zay mamparihitra anle pate (io samy manana ny tiany)
+ akondro silahana araka izay hitiavanao azy (silahana 2 @ lavany, na 2 @ sakany ....)
afanaina tsara ny menaka, de atsoboka ao anaty paty ny akondro de alefa ao anaty vilany miam
de ny tarehiny miankina be @ ze vilany anendasana azy ihany. nenà saba fôna fa raha tsy zany de miraikitra na tsy masaka, na tsy miparitaka tsara le patiny.
io paty io kou de azo anaovana menakely fa refa mandrotsaka anazy ao anaty vilany fotsiny de atao faritra boribory (fa @ ity mila mafana tsara ny menaka @ zay tsy mitambatra le mofo)


euh... fa menakely ny anontaniako
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1485