FARAN\'NY TAONA 2004 SY TAOM-BAOVAO 2005

1. naritsimba ( 30/12/2004 08:23)
Dia maniry antsika NAMANA rehetra mba hahatratra ny faran\'ny taona 2004 ary samy ho tratran\'ny taona vaovao 2005.
Andriamanitry ny fiadanana anie handrotsaka amintsika tsirairay avy ny andon\'ny lanitra sy ny tsiron\'ny tany ka tsy hanam-pahataperana.
Enga anie ka hitondra soa sy fanambinana ho antsika namana rehetra io taona vaovao ho avy io ka ho mamy tian\'ny vola ary hangidy lavitry ny faty ny tokantranontsika tsirairay avy.
Fiadanana ho an\'ny tokantranon\'ny tsirairay.
Manaova fety sambatra daholo ô!
AMEN
novalian'i watafon ny 08/01/2005 17:23
2. fanja1 ( 30/12/2004 08:31)
Dia samy ho tratry ny taona maro² mifandimby e! :-*
3. chipie1 ( 30/12/2004 09:19)
mirary soa ho antsika rehetra :-*
4. vanille1 ( 30/12/2004 09:56)
Joyeuses fetes daholo e!! ho tratra ny farany sy ny voalohany ary ny sisa rehetra!!!
5. sechat ( 30/12/2004 10:32)
torak\'izay koa :-* :-* :-* :-*
6. yonikafopl ( 30/12/2004 10:33)
mirary ny soa rehetra ho amin\'ny fiainantsika tsirairay avy oooo :-* :-*
Manaova fety sambatra daholo
7. loockx ( 30/12/2004 13:09)
Torak\'zany e, d ho soa hatrany anie ny fifankatiavantsika eto am namana e :-* :-* :-*
8. notron ( 05/01/2005 09:05)
Sôtséééééééééééééééééé
9. mihanta ( 08/01/2005 12:53)
d ho inn aza ny entin\'ity 2005 ty zao? :D
10. watafon ( 08/01/2005 17:23)
namana mahafinaritra sady mafana fo ato @ forum !! :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1483