Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
tolotra ( 22/12/2004 10:47)
otsaotsan-zay
otsaotsan-zay zany ilay fitiava e! d anjaranao no manohy azy. oh: otsaotsany milay b, d otsaotsan-zay e!... tohiny
novalian'i fijo ny 22/02/2005 23:09
tsiperifery ( 22/12/2004 08:39)
Vidim-pidirana réveillon Malagasy
Lafo mampihemotra sa mampilendalenda ? Mora tsy mahasarika sa mendri-piderana ? Ahoana no fahitanareo namana azy ?... tohiny
novalian'i fijo ny 30/12/2004 20:48
xxx ( 22/12/2004 01:26)
Inona sisa no mety
O ry zalahy an.. efa nandalo president teo jiaby asan\'olo olo rehetra io. Nisy Mpampianatra teo= niara niongana t@ repoblika voalohany Nisy miaramila teo=tetezamita ihany, koa ireo Mpitsara... tohiny
novalian'i jentilisa ny 26/02/2005 15:32
xxx ( 21/12/2004 07:53)
misy marina ve sa fampihononana
manontany tena aho indraindray satria rehefa tena teren-doza dia terena hampiasa finoana fotsiny raha tsy misy vaolana dia lazaina fa izay no sitrapon\'Atra. raha mangataka zavatra dia indraindray ts... tohiny
booboo ( 21/12/2004 07:21)
Dago
Inona no nahatonga ny malagasy aty ivelany hiantso an\'i M/car ho Dago kay ? dia inona no dikany sa fanafohizan-teny fotsiny io ? Sôtra.... tohiny
novalian'i welie ny 26/01/2005 16:42
eisy ( 20/12/2004 11:27)
momba ny fomba fihiran\'ny mpihira sasany ireo hira efa nipetraka taloha
manao ahoana o! tokony mba jerena ihany ny fomba fihiran\'ny mpihira amin\'izao ny hiran\'ireo zokibe teo aloha fa misy tena simba tanteraka indrindra fa ireto ilay vao manomboka malazaireto tena man... tohiny
novalian'i fijo ny 11/01/2005 23:23
mcfy ( 20/12/2004 10:13)
Courses Fin d\'année Paris IDF ho an\'ny NAMANA
Soso-kevitra ho an\'ireo izay mba te hifankahita amintsika mpinamana. Na dia ny hifampitazana sy hifanontany tena fotsiny za hoe iny v ao @ namana dia tongava manao courses any @ Centre Commercial Bel... tohiny
novalian'i mcfy ny 07/01/2005 12:15
xxx ( 19/12/2004 13:33)
TSY TOKONY .............
Asa raha efa fantatrareo fa tsy tokoky hanao slip ny bandy rehefa matory @ alina.Tsy tokony hoterena hono ny sex @ alina fa tokony avela hiaina tsara.Toromariky ny dokotera koa izy io.Ary nareo mba ma... tohiny
novalian'i fijo ny 05/01/2005 20:57
fyjl ( 19/12/2004 05:08)
Fankalazana ny faha 5 Taona Namana (Fisaorana)
Ny fifanampiana sy ny fifanomezan-tanana, ny fitiavana ary ny fianiavana no antoka lehibe nahafahana nanatotosa iny lanonana fankalazana ny faha-5 taona ny Namana serasera iny. Tsy hay noho izany ny ... tohiny
novalian'i fijo ny 28/12/2004 22:36
fyjl ( 19/12/2004 04:36)
Fankalazana ny 5 Taona Namana (Tatitra)
Miarahaba antsika Namana rehetra tsy ankanavaka tratry ny faha 5 Taona. Arahaba sarasara ry Namana Serasera, tsy dia hanao sirasira aho akory fa efa soarasoara ihany vao nisaraka ny Asabotsy. Afaka n... tohiny
novalian'i faravavy ny 10/01/2005 02:05
ikaretsaka ( 19/12/2004 01:29)
Izany hono
Somary mahatsikaiky mahalasa eritreritra ihany izy ity fa tantara tena marina.. ary nahatsiarovako ilay resak\'i ra vegas indray andro izay koa!. misy bandy Voisin anay izay. taloha izy dia mpivavaka... tohiny
novalian'i ramaso ny 20/12/2004 18:50
pseudo ( 18/12/2004 19:22)
Ody fitia tena efikasy...
:?: inna tokoa re ee??? aah koboko! tonga de meo ny tena aza manadino rangah a! De inna avy ary le aza manadino ô!?... tohiny
novalian'i fijo ny 13/05/2005 04:37
xxx ( 18/12/2004 17:38)
AJANONA FIRY VOLANA NY PILLULE VAO TSARA MITERAKA
MIARAHABA ANAREO REHETRA? ARAKA IO SUJET IO DIA MANDRE AMIN\'NY OLONA FOANA AHO WE MILA AJANONA QULEQUE MOIS HONO NY PILLULE VAO TSARA MITERAKA FA SAO MISY FIANTRAIKANY AMIN\'ILAY ZAZA?KA AJANONA FIR... tohiny
novalian'i booboo ny 06/04/2005 13:19
oully ( 17/12/2004 20:22)
Fety
Rehefa akaiky tahaka izao ny fety dia inona no mandalo ao anaty eritreritrareo? ... tohiny
novalian'i mihanta ny 07/01/2005 20:44
cutie ( 17/12/2004 18:34)
poulet au coco
Mitady recette fanaovana oulet au coco za , ze mahay. Misaotra mialoha.... tohiny
novalian'i Liltax ny 25/07/2005 11:52
soitx ( 17/12/2004 17:57)
Saucisson
Pelaka nandeha tany am mpivarotra charcuterie pelaka: Mba anaovy saucisson azafady o. Mpivarotra: Tonga dia tetehina ve sa aona? pelaka: ah ah ka, fonosy fotsiny de zay. Tsy henon\'ilay mpivarotra... tohiny
nikopol ( 17/12/2004 16:37)
Kalonay fahiny : fahatsiarovana
-Vorompotsy - Saida Omara asiako tonony kely : Vorompotsy miaradia a... ... tohiny
novalian'i fijo ny 27/12/2004 21:21
hery ( 17/12/2004 15:53)
Boky malagasy taloha
Atsy amin\'ny lohahevitra vetso atsy dia samy tia ED Andriamalala daholo. Nampidirina tao amin\'ny fandaharam-pianarana mantsy ireny ka voatery namaky daholo. Fa ny mahagaga ahy dia hoe toa tsy misy i... tohiny
novalian'i booboo ny 08/04/2005 15:55
ikaretsaka ( 17/12/2004 14:53)
velona 1 trano .. maty 1 fasana
Asa raha sendra voamarikareo fa raha mpandeha RN7 iny ianareo dia misy tanana iray izay afaka kelin\'i Behenjy, tsy tadidiko ny anarany Ny mampalaza io tanana io dia ny \"tranon\"\'ny olona ao dia... tohiny
novalian'i ramaso ny 20/12/2004 23:22
mi1 ( 17/12/2004 14:38)
ny fitiavana
inona no atao mba ampatonga ny lehilehy ho tamana tsara @nao sy ho tianao tsara ary hananjanao?... tohiny
novalian'i felicia ny 04/04/2005 00:19
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 4.3715