Izany hono

1. ikaretsaka ( 19/12/2004 01:29)
Somary mahatsikaiky mahalasa eritreritra ihany izy ity fa tantara tena marina.. ary nahatsiarovako ilay resak\'i ra vegas indray andro izay koa!.
misy bandy Voisin anay izay. taloha izy dia mpivavaka be ary tsy miraty fiangonana mihitsy..saingy nahagaga anefa fa tato anatin\'ny 2 volana izao dia lasa tsy miangona intsony lery.. dia gaga gaga ihany aho ary tafaraka taminy tany an-tsena tanikeo dia nanontany,
dia ny antony hono dia avy nanao fandraisana hono izy tany amin\'ny fiangonany tany (protestant lery) indray alahady no najanon\'ny polisy fa nisy ireny le test misotro toaka ireny .. nasainy nitsoka balaonina de positif ny balaonin\'i lery.. nefa i ranamana tsy namely afa tsy io divaim-pandraisana io saingy tratra de tratra..

de sosotra t@ izay hono ny antony tsy handehanany miangona intsony!

dia lasa ny eritreritro hoe ahoan amarina ny adin\'iny balaonina iny e? dia ahoana marina ny adin\'ireny polisy ireny heo andro alahady fandraisana ve de mba tsy mba mi kopr?
Ny fandraisana kosa tokony mba atao any ampovoamboan\'ny fivavahana raha izany na tsy asiana divay loatra (ohatran\'ny an\'ny katolika) dia mba efa misavasava aloha vao mirava fa tsy hoe ary @ farany be ary le mbola frais be iny ny ao @ vava!
tandremo ihany! ny lalana anie....
Zao lasa ny finoana no mibolila!
novalian'i ramaso ny 20/12/2004 18:50
2. maditra ( 19/12/2004 04:10)
Miaiky aloha aho ry Ikaretsaka fa mikaretsaka ela! Sady komika be izany zistoira zany! ha ha
3. sangojy ( 19/12/2004 10:57)
Mampalaelo lery zany! Ny an\'ny polisy koa na asany aza rigide loatra izany, sao de niandry tataka kosa ary?
Tsy hoe mitsara akory fa raha mba \"nenjehina noho ny anaran\' I Jesosy\" indray mandeha ve tsy aleo ihany miangona sy mandray? Ra Jesosy aza sady tany an-tranonomby no teraka kou...
Tsara hosainina ihany aloha le tantara eh...fa ndao mba hivavaka ho an\'ny polisy koa, indrindra le sady miasa no manataka am andro krismasy reny
4. kitjo ( 19/12/2004 16:19)
Ts aiko aloha hoe aiza ny hadisoana @ le balaonina ts idirako

fa le oe zany no ts andehanana mivavaka d hadalan\' ny le olona zany fa zay aza no tokony ivavahany

Ts ny an protestant rht no divay, fa misy manao jus, ary ny ankamaroany dia jus de raisin (naturel), tsy misy alkola...inddra ny aty ivelany fa vitsy dia vitsy ny manao divay tena divay zany

Mahagaga znay fa raha ny tena izy ireny sady tsy misy siramamy no tokony zara raha misy raha misy aza ny alkola aminy.

Ao Dago any ambaniivohitra aza, araka ny maha hoe \"symbole\" an\' iny fts, d fanta na limonade no ataon zareo, miarak @ biski bokotra satria ts mahita divay sy le mofo zareo any.

Asa aloha izay ampiasian izany fiangonana izany fa tsy ny protestant rht zany satria arak nolazaiko hoe \"symbole\" fts iny raha n ytena izy fa tsy misy lalana hentitra hoe tsy maintsy divay ......ka tsy tokony atao hoe ny any @ protestant....ny @katolika....satria na samy protestant aza samihafa
5. booboo ( 19/12/2004 18:32)
fa ngôda be angah ry ikaretsaka ny veram-pandraisana any kosa kouh !
6. ikaretsaka ( 19/12/2004 21:26)
ny hitako aloha dia ny aty de tena divay tena divay fermente no ampiasain\'ny fiangonana aty sefa fandraisana.
dia tsy @ vera le izy ro sotroina fa ohatran\'ilay kalisy any am-piangonana ba ilay flute a champagne irenyireny mihitsy dia feno eo @ tapatapany eo.
f atsy any @ ilay divay sy fandraisana loatra no mba asiako teny kely fa ilay eritreritr\'ilay ranamana hoe ny nahatratra azy hono dia noho i jesosy, i jesosy hono o nanome divay azy sy nanao ilay polisy nanakana azy!
7. kitjo ( 20/12/2004 06:09)
sao d sendra nisy fety ary tao ampiangonana no tany ikaretsaka fa tsar fandraisana.
na mety fiangonana tsy miankina d manana ny fombany manokana fa vitsy raha misy ny mampiasa divay tena izy zany ary tapohina ho farak\' izay matsatso....ho an\' izay tsy mahita jus de raisin...na rano hafa anoloana azy.

Iraisana mihitsy na aiza na aiza ny hoe kely dia kely raha misy aza ny taux d\'alcool...tahaka izany koa ny siramamy.

Ho an\' ireo mampiasa ilay mofo kely d tena lafarinina fts sy rano. Fa ho an\' izay tsy mahita misy mampiasa mofo tsotra na biski....fa ze farak\' izay tsisy siramamy ka mahagaga koa izany hoe sady @kopy oh kalisy no tena divay fermente

teneno lery fa sao d efa mamo izy d tsy tadidiny fa toerana hafa no nandraisany fa tsy fiangonana :-P :-P

mivavaha ho azy e
8. ravatorano ( 20/12/2004 06:43)
mampimé lery zany Raikaretsaka ah !
tena mbola tsy matotra amin ilay fivavahana arahany izy eh.
Za kosa manontany tena hoe sao d tsy izay fa mety nysy zavatra hafa d niboboka divay fandraisana lery d dozy b sa v tsy olana niseho na nosedrqain dranamana tany ho any.
Za aloha raha izany d vao maika aza mampivavaka ahy eh satria ny symbole ny rani Jesosy no nanamelohina ahy izy aza nofantsihina tsy kivy na nitaraiana fa niaritra teo izay no tsy mahamatotra an ilay tary.
Ika>sao d mba elah ihany io va mody ataon elah hoe voisin elah hihihihihihihihi :-D :-D :-D
Na mora na sarotra diavinao d mitokia Aminy houzy ny hiran i tselatra izay
9. ikaretsaka ( 20/12/2004 15:52)
Ravato :-D za tsy mamely divay rehefa fandraisana fa za kominio fotsiny de basy ka.
io le tenenin\'i Kitjo io dia vao avy nanamarina aho fa tsy universel io fa misy fiangonana protestanta tena manao divay tena divay fa ny FJKM any dago sy protestanta sasantsasany ihany no manao an\'io, fa ny ankamaroany dia misy tena manao divay tena divay,
fa na iznay na tsy izany dia miovaova araky ny fiangonana io e. na amparibe famonjena aza mety tsy mitovy @ andohan\'analakely ny fomba fandraisany fotsiny ohatra!
10. sechat ( 20/12/2004 16:05)
ikaretsaka> hihihihihi teneno izy hoe aza mitady excuse hoe refa tratra.
aiz no maha-possible an\'izany. raha misotra @vera iz ny veram-pandraisana kely fôna.
raha calice ndray in-1 misotro ihany sady kely fa tsy migoka be, tsy misy misotro in-2.
sady ny ankabeazan\'ny fiangonana ary zao efa manapoka divay kou.
sady tsy hoe vao maimbo divay ange de voasazy e! raha mihoatran\'ny tokony ho iz zay vao voasazy.
sa ikaretsaka kou no mba te hampiresaka? :roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2427