AJANONA FIRY VOLANA NY PILLULE VAO TSARA MITERAKA

1. xxx ( 18/12/2004 17:38)
MIARAHABA ANAREO REHETRA?
ARAKA IO SUJET IO DIA MANDRE AMIN\'NY OLONA FOANA AHO WE MILA AJANONA QULEQUE MOIS HONO NY PILLULE VAO TSARA MITERAKA FA SAO MISY FIANTRAIKANY AMIN\'ILAY ZAZA?KA AJANONA FIRY MOIS EO ?KA ASA RAHA MBA AFAKA NY MAMALY IANAREO IZAY EFA NANDALO TAMZANY
novalian'i booboo ny 06/04/2005 13:19
2. fanja1 ( 19/12/2004 16:12)
ny zvt hitakou sy tsapako (@ ireo olona manodidina ahy), de maro be ireo olona mandray pillule, de ela be mihintsy vao mahazo zaza raha mahazo aza! 1an ou 2ans après vao mety mipetraka. je suis pas sûre raha avy @ ilay pillule no maha-tonga zany an! courage!!!!!!!!
3. chipie1 ( 19/12/2004 20:52)
misy ny oul tonga de mahazo zaza refa mijanona ny pillule fa misy kouss ela be vao mahazo ka ny tsara ngamba de manatona gyneco ianao
4. ikaretsaka ( 19/12/2004 21:41)
tsy misy fahendrena ohatran\'ny manantona an-dradoko ihany rehefa misalasala..
andramo aloha dia raha tsy mbola misy dia vonjeo radoko
5. tsiperifery ( 20/12/2004 14:41)
Manatona, manatona
An\'i Gynéco-nao
( Ianao )
Manatona
Toroheviny araho !

( Akaiky krismasy de velovelon-kira e ! :wink: )
6. fanja1 ( 20/12/2004 18:30)
tsiperifery :-D
7. watafon ( 21/12/2004 10:05)
za efa saika lasa gyneco mitsy ! :wink:
fa zao no azoko hambara e! raha ny tokony ho izy aloha de tsy misy fehipotoana raikitra fa rehefa mijanona mihinana pillule enao dia tonga dia afaka miteraka ; fa eo indray vao miankina @ toe-batan\'ny tsirairay satria misy ny deséquilibre hormonal naterak\'ilay pillule de miankina amzay ny hipetrahan\'ilay zaza !!
8. ikaretsaka ( 21/12/2004 14:13)
dia io no ilana hijerevana an-dradoko izany e!
9. sechat ( 21/12/2004 14:32)
Tena tsy haiko ndray ty resaka ity fa aleo marina mijery dokotera kah!
10. watafon ( 21/12/2004 15:33)
zay mihitsy ry ikaretsaka an ! :wink:
11. mihanta ( 21/12/2004 23:10)
dokotera enao,ô d ahoana mou ouzy lay hira
12. watafon ( 23/12/2004 08:32)
tohizo fa tsy haiko kah ! :oops: :-D :-D
13. mihanta ( 23/12/2004 09:14)
..tsapatsapainao am tanana,tanana havia sy havanana(tsy mahatadidy tononkira) :-D
14. watafon ( 23/12/2004 09:54)
ka tsy tiako ange le mpihira de tsy haiko avy hatrany le tononkira e! :wink:
15. chipie1 ( 28/12/2004 16:04)
mpihira iza njay zany? pillule ve :-D
16. ikaretsaka ( 03/01/2005 20:46)
ary nanaizana ihany angamba ilay mpihinana pilil tato no tsy nisy resaka intsony
17. watafon ( 04/01/2005 14:48)
f\'ita hoa ry ikaretsaka kou ! :-D :-D
18. xxx ( 02/03/2005 21:38)
Tsy mila miandry kah. de tte facon io avec ou sans pillule tsy isam-bolana ianao no mi-ovuler zany hoe tsy ho voatery ho enceinte vetivety ianao, rehefa misy izy d misy refa tsisy d tsisy fa tsy marina ny hoe pillule ela vao maha enceinte. Miankina ny toe-batanao io misy vehivavy féconde be, ao ny tsy d ao tsara donc...asa zay catéorie misy anao fa tsy d misy idiran ny pillule loatra!!
19. booboo ( 06/04/2005 13:19)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2645