Inona sisa no mety

1. xxx ( 22/12/2004 01:26)
O ry zalahy an..
efa nandalo president teo jiaby asan\'olo olo rehetra io.
Nisy Mpampianatra teo= niara niongana t@ repoblika voalohany
Nisy miaramila teo=tetezamita ihany,
koa ireo Mpitsara sy zavoka koa!
Nisy tatsambo=niara nilentika taminy ny firenena
Profesera (dokotera) = anpeche
Bizinesiman= nampiakatra ny vidim-bary

Inn zany sisa ny asa mety atao alohan\'ny hilatsahana prezida?!
novalian'i jentilisa ny 26/02/2005 15:32
2. tsiperifery ( 22/12/2004 08:12)
Asio zavavy manja indray mitondra @ izay tsy be menomenona rizalahy tsy te hiasa nefa te ho be vola e !
3. sechat ( 22/12/2004 08:39)
fa nga io ry xxx miankina @ asa natao?
4. iartistika ( 16/02/2005 16:50)
Tsy maninona na koaitra aza no atao eo,rehefa mihinana sy voky daholo ny gasy de basy! ;-)
5. jentilisa ( 26/02/2005 15:32)
mihinana inona sy voky inona aloha sao dia tsy mitovy ny fomba fijery? :wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1975