Vidim-pidirana réveillon Malagasy

1. tsiperifery ( 22/12/2004 08:39)
Lafo mampihemotra sa mampilendalenda ?
Mora tsy mahasarika sa mendri-piderana ?
Ahoana no fahitanareo namana azy ?
novalian'i fijo ny 30/12/2004 20:48
2. nikopol ( 22/12/2004 14:07)
Miakina amin\'nnnn
3. mihanta ( 22/12/2004 16:21)
k tsy hay oe aiza le toerana misy hanaovana fampitahana
4. chipie1 ( 22/12/2004 18:40)
za aloha de tsy maintsy mande soirée gasy fona refa réveillon e! ;-)
5. aly ( 22/12/2004 19:40)
eto aminay tsy dia lafo fa mila membren\'ny association dia mora .
6. ikaretsaka ( 22/12/2004 19:43)
misy criteres io raha ny fahitako azy hoe aiza.. inona ny kaly, iza no artista manafana , bebe kil ve?
7. yonikafopl ( 22/12/2004 19:48)
ny aty aminay ny fo madio hitsenana ny taona vaovao ny vidim-pidirana :wink:
8. fijo ( 22/12/2004 22:01)
za mbola mitady aleha
9. mihanta ( 23/12/2004 08:42)
humm,ho aiza é ho aiza ihany ary izy izany an,ho aiza e ho hitantsika eny ihany à :-D
10. tsiperifery ( 23/12/2004 09:35)
-Misy 90 euros ohatra ny fidirana : \"Classe\" izany , hoy ny sasany matoa lafo sady ry anona no organisateur. Fanararaotana ho fakam-bola indray anefa , hoy ny hafa, satria tsy dia misy lalàna mifehy ny réveillon fa mahazo manao daholo

-Misy indray maimaim-poana . Secte mitady hisarika io, hoy ny sasany na koa hoe tsy ho feno jlamboto ve @ izany ? Asa fanasoavana, hoy ny hafa

Ny olona efa miasa tsy dia manana olana @ safidiny fa ny tanora mpianatra no henjakenjana raha te hifety. Tokony misy vidim-pidirana hifanarahan\'ny organisateur samihafa dia afaka mitety izay tiany ny gasy manana tapakila @ iny alina maharavoravo iny ! :D
11. mihanta ( 23/12/2004 09:40)
ataovy zay mety fa ny andro dia fety.na mikarakara fety atsy aza ranona na misy ary,mino aho fa samy hahita ny anjara tandrifiny avy.
ataovy tsara ny kaly ao antrano d manaova mafana tsara d matory tsara,hevitra mety kou zay,d mirary fety sambatra ho an\'ny rehetra é
12. fijo ( 23/12/2004 21:58)
ka aiza ny antsika aty ratsiperifery an?
13. ikaretsaka ( 23/12/2004 22:16)
raha ohatra kosa ve ka misy artiste vaovao nafarana avy any madagasikara kosa dia ho gratosy?
raha tsisy kaly koa ve de hisy handeha 90 euros?
io ilay hoe arakarak\'ilay zavatra miseo sy omena ny mpandeha no tokony handrindrana ny visiny
14. fijo ( 27/12/2004 22:14)
izay mihintsy
15. chipie1 ( 28/12/2004 13:11)
fa ny farany taona kouss lafolafo foana na tsy misy kaly aza an! par rapport ny aminy soirée
16. mihanta ( 28/12/2004 16:22)
io ny bizin\'ny mpanao reveillon d tsy maintsy lafo foana
17. mumu ( 28/12/2004 16:25)
fa amin\'ity taona ity kosa tena tsisy soirée mamely mintsy an!!
18. mihanta ( 28/12/2004 16:30)
tavela any mada ry poopy njakatiana,tovo j\'hay ambondrona.mumu aleo mifety après reveillon é :-*
19. chipie1 ( 28/12/2004 16:51)
mumu> nga njy tsy tia din rotsaka zany mou ? :-D
20. fijo ( 28/12/2004 22:41)
atao inona koa dain rotsaka le,aiza no milay any ry mumu
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5498