HOROKA
1. kalt
(
31/12/2004 09:59)
Tokony hifanoroka ve ny bandy samy bandy indrindra fa @ izao fety izao ?.
Raha mifanoroka manko ny bandy samy bandy dia efa hafa izay ny ao an-tsain\'ny olona sasany mahita ka ahoana ny hevitrareo .
Raha mifanoroka manko ny bandy samy bandy dia efa hafa izay ny ao an-tsain\'ny olona sasany mahita ka ahoana ny hevitrareo .
novalian'i essera ny 29/09/2005 09:06
2. chipie1
(
31/12/2004 10:00)
mampimé be le mijery bandy samy bandy mifanoroka :-D :-D aleo mifandray tanana de zay !
4. sechat
(
31/12/2004 10:16)
ra eo @ takolaka tsy maninona kah. ny any an-kafa no mety ho.... hafahafa :-D :-D :-D
5. ikaretsaka
(
31/12/2004 14:54)
ary raha sipa samy sipa no fifanoroka any an-kafa izany tsy hafahafa?
6. ramoul
(
31/12/2004 14:57)
:-D :-D mampme b le fantanina :-D
ra mpihavana alo de ty kwa mintsy fa ra we bandy mpinamana ndray tsy lasa mintsy é!
sady tsy misy tsirony akory le izy (le eo am\'takolaka zany fa tsy le eny am\' afa an! sô mantsy de misy mieritreritra zavatra afa eo) :-D :-D

9. lejim
(
31/12/2004 23:29)
Aleo sipa sy bandy no mifanao dona tratra satria tena milay be! mmmm sady malemilemy tsara ny iray!!!
14. ikaretsaka
(
02/01/2005 00:14)
raha bandy sy sipa na tsy mpifakatia aza tsy de olana eo @ fiaraha monina loatra ny mijery azy mifanoroka eo @ takolaka ..
fa sipa sy sipa na bandy sy bandy izany ...hmmmm
fa sipa sy sipa na bandy sy bandy izany ...hmmmm
15. mijo
(
02/01/2005 15:15)
Raha sipa samy sipa no mifanoroka dia tsy maninona fa raha bandy samy bandy dia tsy maintsy misy heriteritra hafa ary eritreritra ratsy.Fa inona no tokony maha samy hafa ny bandy sy ny sipa eo @ resaka horoka :*
16. mihanta
(
02/01/2005 17:56)
tsy hita fa samy manana ny tiany lé oul é,aleo ihany koupla vavy sy lahy k :-*
20. loockx
(
03/01/2005 04:16)
fadinjazanay le bandy samy bandy, rah tsy we nga RAD sy zanaka, na d mpirahalahy azany, sady tsy milay zany e, sipa feno tanana io v d bandy no orohana? :-D :-D :-D