HOROKA

21. booboo ( 03/01/2005 06:56)
maditra>dona zizi :°) ( aza hitako ka hisy hiteny oe teny ratsy zany ! )
22. ravatorano ( 03/01/2005 07:56)
io samy amin ny reviny fa izao raha jo samy jo no mifanoroka toa tsissy kozy fa raha kofa lasa resaka b ???? tsy koboko mitriny le kozy :wink:
23. mihanta ( 03/01/2005 10:29)
booboo d mba tsatsany contre ataky ao zany kou hahahaha
24. cutie ( 03/01/2005 14:44)
samy manao ze tiany io :)sy mahafalifaly ny fony io.
25. dezy ( 03/01/2005 16:20)
horoka ve de hitsarana oul??na kofa samy kofa na vavy samy vavy tsy koi @ko satria oul mifanakaiky ana matoa mifanoroka @ko eo takolaka ra any @ hafa njay de vao maika oul tena tiko mifampinana ny manta sy ny masaka zahay zany :-P :-D :-D :-D
26. cutie ( 03/01/2005 17:49)
no comment
27. sechat ( 04/01/2005 13:36)
dezy> :?: :?: :?: tsy mazava...
28. dezy ( 05/01/2005 10:25)
sechat>inn aza tsa mazava ao ee!!!
le izy anie tsy raisina we oul manao Fitiavana fa oul mifakafantatra ,oul mifandray de le we mifampinana ny manta sy ny masaka oul tena tina (za klou tsy pelaka ) :-D :-D :-D :-D :-D
29. welieoelee ( 05/01/2005 14:25)
booboo
lasa raikitra izany ny Zorro an! Mifampiady epée manko kou! :^)
30. dezy ( 05/01/2005 15:59)
welieoelee> k\'efa we za mpilalao flesy d\'or kou njy kou ,zorro zany efa lany daty sady tsy haiko fa mandratra hono :-P :-P :-D :-D :-D
31. fijo ( 05/01/2005 20:49)
resabe io satria aty marseille ny bandy rehefa mifankahita dia zatra mifanoroka.ary ny bandy avy any avaratra any rehefa tonga aty dia milaza fa be pd eto,nefa tsy hainy fa efa fomban\'ny olona eto io.na vavy samy vavy na lahy samy lahy
32. poupounesana ( 09/01/2005 16:26)
tsy manin zany kah raha amiko manokana avelao ny bandy hifanoroka fa tsy le bisou mipoka b reny koa moa fa ataovy le takolaka samy takolaka eh!
33. fijo ( 11/01/2005 20:58)
ka izay ilay fanao aty,io fomba tavaratra no lasa mahazatra ny olona aty
34. ikaretsaka ( 16/01/2005 20:20)
tena tsy milay izany amiko ra fijo le
35. fijo ( 18/01/2005 22:08)
za koa tsy zatra fa ry zalahy atydia efa mandeha hoazy io
36. petit ( 25/01/2005 13:37)
Tandremo lesy ry zala fa ny courant ane ra tsy mipetaka @ loniny dia mety hisy fandoron\'ê. Koa raha ny là say là no mifanoroka dia mety hipoka mihitsy aza. :lol:
37. mihanta ( 25/01/2005 14:16)
ataovy ao zay mety é
38. petit ( 25/01/2005 14:38)
Raha i mihanta zao no horohana tsy misy blem hatahorana hitranga mihitsy na kely aza. :-D :-D :-D
39. fijo ( 25/01/2005 21:34)
ao hoe andramana izany ry mihanta?
40. ikaretsaka ( 26/01/2005 00:00)
ao tokoa hoe mihanta sy fijo jerena :?:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.126