HOROKA

41. fijo ( 01/02/2005 21:39)
izy aza tsy hita letsy ko
42. Dezy ( 02/02/2005 10:47)
mbola ho avy izy ry akama fa enao no tonga de mihomana an mbola manao spoty angamba(maquillage)
43. fijo ( 03/02/2005 00:18)
eeeee tsita intsony izy e
44. yonikafopl ( 03/02/2005 21:36)
mahandrasa fijo fa mbola ho avy izy a
45. ikaretsaka ( 03/02/2005 22:06)
ny an'i ihanta ange lety vava be fotsiny fa rehefa tena raikitra de tsy sahy akoriny e
46. fijo ( 04/02/2005 01:29)
aiza ndry ry mihanta an
47. yonikafopl ( 04/02/2005 22:40)
fa inn ihany ary izao vava be ataon'i mihanta tsy matin'i Ikaretsaka lolo zao e!! :-w
48. ikaretsaka ( 05/02/2005 16:15)
nosokafany ny vavany hoa ry onika.... fa tena oooooay! =))
49. fijo ( 08/02/2005 21:33)
dia nisy inona lety
50. ikaretsaka ( 08/02/2005 23:29)
anontanio an-dramaso fa nolazainy teto fa nofafain-dry hery
51. fijo ( 09/02/2005 05:49)
lazao hoe izany ramaso
52. xxx ( 27/02/2005 12:57)
tsara ihany lé oroka samy kofa fa andramo, ohatrany matsiro be!
53. Chuan ( 28/02/2005 10:48)
Fa raha sipa samy sipa kosa klou no manao dona tratra ngamba tonga de hifandrombahan`ny CBT (Club Bouliste Tana) satria tonga de karo be manadala an !
54. fijo ( 01/03/2005 21:48)
chuan hi hi hi
xxxxx afaka miseo anie rehefa mamoaka hevitra e
55. poupounesana ( 05/03/2005 15:07)
chuan hihihihi!
misehoa hono ry xxx ah! enao zao tsy hay lahy na vavy
56. fijo ( 09/03/2005 21:46)
inona ary ity olondehibe tsy sahy miseho ity
57. dadabe ( 11/03/2005 17:53)
mety ho CIA angamba lery de miafina
58. fijo ( 16/03/2005 23:49)
na mafia koa.
59. essera ( 29/09/2005 09:06)
Sao dia mifarana amin'ny épéee izany bandy samy bandy izany. Deux mousquetaires zany a :evil:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1482