Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i loulou, milahatra araka ny daty
loulou
(
31/12/2004 01:49)
Ampody Razana
Miarahaba anareo rehetra
Mikasa ny ampody any Razany Raiko feu taminy 76 aho. Milevina eto Frantsa izy. Mba mangataka evitra ahy aminy fomba tokony anatanterahako an\'izany. Inona avy no démarche t...
tohiny
novalian'i lilbon ny 21/07/2005 04:16
loulou
(
28/09/2004 13:35)
Paiso gasy
Misy mahanfatatra ny anarany paiso gasy (ilay mitretra) aminy teny frantsay na latin ve ? Ary misy ve eto Frantsa ?...
tohiny
novalian'i fijo ny 29/09/2004 19:25
loulou
(
29/08/2004 00:19)
anaran'anana
Mitady voan'anana aho. Ny fahalalako an'ilay anana dia hoe "sariba" na "anantsariba". Anefa izay olona fantatro rehetra milaza tsy mahanfatatra an'izany. Ka mba misy mahanfantatra an'io anana io ve ar...
tohiny
novalian'i ftma ny 01/09/2004 19:35
loulou
(
09/08/2004 15:12)
voankazo
Ety Alpes Maritimes aho no mipetraka ka hanomboka amboly arbres fruitiers. Ka raha mba misy olona avy ety dia mba hilazao ahy izay voankazo avy any Dago mety maniry ary mamokatra ety?...
tohiny
novalian'i ramaso ny 24/08/2004 15:31
