sport-n\'ny vevavy

1. sechat ( 30/12/2004 10:51)
Inona no mba fanatanjahantena ataonareo @zao? :°)
novalian'i fijo ny 14/02/2005 23:29
2. fanja1 ( 30/12/2004 11:07)
za tsy manao! :-P
3. booboo ( 30/12/2004 11:28)
mandeha tongotra refa tsisy lanezy
4. chipie1 ( 30/12/2004 12:56)
lomano
5. sechat ( 30/12/2004 14:10)
za mba te hanao tennis fa tsy mahita namana sady tsy mahita terrain :°)
chipie1> za kou milomano fa @zao a mbola frizy be de tsy sahy :°)
booboo> ary refa misy lanezy? :-D
fanja1> fa maninona? 8)
6. ikaretsaka ( 30/12/2004 14:14)
ny ahy izao cyclysme.. mahavita eo @ 40 km isanandro eo..

ooops kay sport an\'ny vehivavy.... oooops!
patinazy atao ry reto an
7. sechat ( 30/12/2004 14:17)
ikaretsaka> hihihihihi
tsy maninona nge enao na miteny aza e! refa misy manontany de mody atao hoe vevavy kou :-D
ié, le patinazy kou tsara fa tsy hitako hoe aiza no misy manao sady mba mora. :°)
8. ikaretsaka ( 30/12/2004 14:24)
sady tsara ange ny migorisa gorisa e!
9. booboo ( 30/12/2004 14:32)
schat>refa misy lanezy dé mampanao gym ny maso @ fijerena télé ndray kah hihihihi
10. fanja1 ( 30/12/2004 17:04)
sechat! c\'est pas mon truc! :-P
11. sechat ( 31/12/2004 10:22)
fanja1> hihihihi, fa inn nenao?
12. xxx ( 31/12/2004 14:49)
fanja> ao an-trano dia efa sport be isak\'alina?
13. ramoul ( 31/12/2004 15:33)
xxx> hihihihihi
fanja> zah prof de sipaoro ra toa ka mazoto njy hianatsa isaky ny asabotsy ariva am\' 14h, sady ze tin\' njy mintsy.
Ririnina ny andro zah ka ny sport tena mifandraika am\' zany dia ny lomano; mampamafy tôlana no mampafana ihany koa
14. xxx ( 03/01/2005 17:37)
mba lazao zvt zay mahamety oe zalah,fa te ho geza b de inn tokony atao @zany,mihinana zvt v?
15. booboo ( 04/01/2005 07:35)
ramoul> lasa prof de sipaoro ndray an ! :-D :-D
16. mumu ( 04/01/2005 11:12)
nena ny enjika metro isanadro zao defa sport be amiko :wink:
17. mihanta ( 04/01/2005 12:53)
velo d\'appartement,za kou tia badminton fa saingy tsy misy partenaire hilalao amiko
18. ikaretsaka ( 04/01/2005 14:46)
ny ahy velo ankivoaka mihitsy na tsy armstrong aza ..
XXX> partie inona @ tenanao no tianao ho ngeza?
manenjika metro iznay tsy sport ry mumu an..
tsy misy fun izany io fa frustration aza rehefa miraty na sendra ilay ankisisika ka somary mamofona izay ilay vazaha eo akaikinao.
ny sport kao manko dia jerena kao ilay maha fun azy fa lasa corvee izy raha vao tsy izay!
19. fijo ( 02/02/2005 05:30)
fanja.ny antsika kosa e,ny antsika kosa e kaly ihany an.
20. sechat ( 07/02/2005 10:10)
booboo> hihihihihi eny tokoa ho'a.

ikaretsaka> ié, iny le misy mamofona iny aloha tena tsy zakako mitsy e. surtout ny rer d tena misy otran'ny maimbo ba kiraro mitsy! beuuuuuuurkkkk!!!! :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0805