sport-n\'ny vevavy

21. fi ( 07/02/2005 10:43)
zao ry reto a, ny lomano ihany no sport tsara indrindra sy azo atao foana na inona na inona ny saison, marina fa ririnina ny andro fa ny piscine aza mafana foana
22. ikaretsaka ( 11/02/2005 04:21)
ny baolina sy ny art martiaux koa azo atao foana ka!
23. Ramaso ( 12/02/2005 06:57)
mihazakazaka ko milay ka
24. fijo ( 14/02/2005 23:29)
mihazakazajka dia milalao baolina dia milomano dia mi......kaly.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1037