Efa hakaiky ny farany

1. sechat ( 30/12/2004 10:45)
Efa hakaiky ny faran\'ny andro ry reto ka inona no eritreretinareo ho atao ?
novalian'i blondin ny 23/03/2005 16:56
2. booboo ( 30/12/2004 11:28)
Mankafy ny fiainana mandra-paha tongan\'izay
3. loockx ( 30/12/2004 12:33)
Revena milay mandrapatongany e, samy ho faty iany tsinn kou :)
4. sechat ( 30/12/2004 13:18)
de ahôna le resaka afobe sns ...? tsy mieritreritra ny hivavaka kory ve? :-D sa hoe manararaotra be alou de refa fatampatatra hoe ho gil de mivavaka be @zay? :-D :-D
5. ikaretsaka ( 30/12/2004 13:26)
fa ahoana no ahalalana hoe efa akaiky ny farany?
na ny zanany aza anie tsy nahafantatra e
ko ze sechat ve? nga enao andremanitsa?
6. sechat ( 30/12/2004 13:57)
za nga niteny hoe mahalala ny farany ry karetsaka? :-D fanontaniana nge io ambony io e... ;-)
7. booboo ( 30/12/2004 13:59)
hihihihi
Revena zay azo revena ouz lé hira zay fa atao am-pahendrena aby fotsiny
8. ikaretsaka ( 30/12/2004 14:12)
bien booboo!
reheva convoque de convoque hozizy ilay rangahy izay fa tsy misy prolongation!
fa rehefa tsy mbola izoa aloha dia reveo manja!
9. ranini ( 30/12/2004 14:56)
Tena marina io teninao io ry sechat a!vakio ny matio 24 & 25 de ho hitanao ny tena marina.Ny afobe zany tsy misy fa noforonin-dry mopera fotsiny izany.ny tokony hatao mba ho velona ary de zao ,vakio ny jaona 17:3 .Ze ahavelona atao fa aza mianina @ fiainana fohy kely ity.Isika anie tokony ho immortel ee! Fa ny fahotany le vendran\'iny no nahatonga izao !zay ary aloha e Bye!!!!!! :lol:
10. tenio ( 30/12/2004 16:52)
Ny tokony hatao ve? manao fety isan\'andro. Asa raha fantatrareo fa amin\'ilay hiran\'i Corneille hoe \"parcequ\'on vient de loin\" misy hoe \"On vit chaque jour comme si c\'était le dernier\" hono.
11. pitchou ( 30/12/2004 18:33)
zaho miombon-kevitra @ tenio! sady ho fisaorana an\'Andriamanitra noho ny tombon\'andro mbola nomeny!
12. ikaretsaka ( 30/12/2004 20:34)
izya mihitsy..
13. xxx ( 01/01/2005 13:40)
Ny hafantarana fa efa akaiky ny farany de zao refa itanao fa efa miahamanota foana enao de tsarovy zay fa zao de very zay le mahatonga el teny oe ny voalohany lasa farany fa ny farany lasa voaloahany,tsy oe refa mahita olona mivavaka akory de oe reny lasa tafiditra ny fanjakany lanitra fa tena marina de mila miambina tsika fa efa akiky ange ny andony SATANA é ,de ataony zay miara milevona amintsika refa tsy mivavaka mandrakariva.
Zay Zalah
14. ikaretsaka ( 02/01/2005 03:58)
aza tsiponina ara bakiteny hoa
15. pitchou ( 03/01/2005 18:57)
tsy azoko kosa alou we maninona no asiana fampitahorana izao satana izao foana e! tokony ho sitrapo ny finoana fa tsy tahotra an\'itsy na iroa! sao lahy lasa we \"autant choisir le moindre mal\"
16. ranini ( 04/01/2005 10:27)
rehfa miseho ireo loza isan-karazany notanisain\'i jk de efa akaikay izy izay.ady mosary,horohoron-tany,fandikan-dalàna,fitiavana vola sns....Efa hitanao ireo ?ary ny lehibe indrindra de hoe hotoriana @ izao tontolo izao ity fiazantsaran\'ilay fanjakana ity,koa raiso raha misy olona sendra mitory anao any an-tranonao any.Aza hailika izy ireny fa henoy tsara sao hanenenana ok!!!!
:/
17. ikaretsaka ( 04/01/2005 15:05)
ranini> tsy voatery ho any an-trano ny asa fitoriana..
misy trano manokana natao hoan\'izany dia ny fiangonana!

Io ilay hoe sammy nomena ny ny toerany sy ny asa ampanaovina azy ny tsirairay
18. xxx ( 04/01/2005 17:51)
io samy manana eritreriny fa tena mety de mitory @sakaizany ny avy na namana aza ,de miabina mandrakariva isika zay no tokony hatao
19. pitchou ( 04/01/2005 18:32)
xxx> d rahoviana vao hatory?
20. xxx ( 05/01/2005 18:00)
NY FANAHINA tsika no mial miambina fa tsy tenany tsika fa ny fanahy mila hambenina foana de zany no andrasana fa ny Tompo ange miandry antsika tahaka hampiakatra ny vadiny .De iza fa tsy isika no andrasana?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2555