Efa hakaiky ny farany
22. ikaretsaka
(
06/01/2005 15:19)
tsy nandeha nitety trano niaraka t@ baiboly izy
ary nisy nandeha tany amin\'ny sinagoga izy
misy tsy hoe fomba fotsiny fa misy tena mivavaka an
ary nisy nandeha tany amin\'ny sinagoga izy
misy tsy hoe fomba fotsiny fa misy tena mivavaka an
23. pitchou
(
06/01/2005 17:42)
azoko an-tsaina ny paozin-dranini any @ boite de nuit no hianatra lesona sy hanao devoara!
misy lanjany lehibe ny ambiance apetraka rehefa hivavaka, fa tsy sanatria akory any @ wc public dia hahita mora foana ny environnement ilaina @zany! mila toerana mampandry sy mampitony saina izany!
ary tandremo sao adino ny phrase voalohany @ le baiboly vao tsy misy hay ny tohiny!

24. sahary
(
07/01/2005 04:17)
ny anareo mbola manontany hoe akaiky ny farany fa néna hoe efa ho tapitra ny farany satria efa miharatsy izao tontolo izao de efa ho avy ny tompon-trano hanafay ireo be mokon-doha rehetra tsy manaiky anarina,dia holevoniny @ afo de tapitra ny tantara de izay voavonjy ndray no manohy izao adi-hevitra izao any an - danitra
25. tolotra
(
07/01/2005 14:22)
aza mampiresaka rangah fa tsy misy farany zany eo an! iza indray no nilaza anareo an zany aza mifampihorohoro rangah !
26. ikaretsaka
(
07/01/2005 15:11)
ka io ange hoa tsy afaka mitompo teny fatratra fa samy manao izay interpretation takatry ny sainy fotsiny e.
ko raha tsy ialahy no andriamanitra ko.
ko raha tsy ialahy no andriamanitra ko.
27. pitchou
(
07/01/2005 20:21)
sahary> mba gravy koa izany olona miseho ho mpananatra ny hafa izany an! nefa mety izy mihitsy no manao izay tsy tokony atao!
tsy izay miteny koa ange hoe izaho mpivavaka na izaho mino an\'Andriamanitra no voatery ho voavonjy e! sady izany hoe hino satria matahotra ny ho ... tsy voavonjy izany hoa finoana par intérêt fotsiny! asa alou e!

28. xxx
(
08/01/2005 12:34)
ZAY TSY MITENY ATO NO METY HO VOAVONJY zalah ,sa tsy zay ary no izy é,ty ange mba juste ho any olona tsy misy atao de mba miady hevitra eto fa zay efa nolazaiko teo zay no mety ho voavonjy sa aoan zalah,fa io alo samy manan ny hevitra fa za alo mahita resahina momba ny farany io fa lava loatra fa tsara alo miambina foana ,fa any andanitra misy bokiny fiainana antsika fa refa tsy hita ao de very ,nefa moa inn moa io bokiny fiainana io fa tsy isany fahotan-tsika ,fa refa manota foana isika de tsy hita tsony ny anarany tsika .
29. blondin
(
23/03/2005 16:56)
sechat > mirevy be dia mikaly be. Efa hofaty ihany tsinona. :-D :-D :-D :-D
xxx > miambina @ basy ve sa sabatra sa flesy?
Ny eriteritro dia izao: aleo mikotrana be, tena manabokona satria mêlée anie hono ny miditra any an-danitra. :-w ^:^ :@
xxx > miambina @ basy ve sa sabatra sa flesy?
Ny eriteritro dia izao: aleo mikotrana be, tena manabokona satria mêlée anie hono ny miditra any an-danitra. :-w ^:^ :@