fihaviana samy hafa

1. rvoulah ( 30/12/2004 20:04)
ahona ny hevitrareo amin´ny olona roa miaraka samy hafa fihaviana ?
Ohatra hoe vazaha sy gasy?
novalian'i fijo ny 17/02/2005 23:01
2. ikaretsaka ( 30/12/2004 20:47)
Voalohany aloha:
ny ahy ny ho avin\'ny taranaka no tsinjoviko..
ny metisy eo amin\'ny fiaraha monina dia misy fiantraikany kely foana indrindra raha mbola kely.
satria @ ilay izy sadasada dia tsy eken\'ny fianakavian\'ny atsy 100% no tsy eken\'ny fianakavian\'ny aroa 100%
niara lehibe t@ metisy aho, manana havana metisy bedebe , fa na tiana na tsy tiana dia mandeha foana ilay hoe tsy izy enao fa vazaha.. dia avy eo koa mandeha any @ partie-ny vazaha ilay zaza dia hoe tsy inamanay nareo fa fa gasy!

Ny ankizy moa ankizy ihany.. ary misy fiantraikany be eo @ fiainany io voailikilika io. ary fiteny malaza any amintsika ilay hoe manao lohana metisy!

Faharoa:
Fiantraikany ara nareo indray dia tsy maintsy misy kolontsaina iray mandefitra kokoa arak\'ilay toerana Misy anareo. misy fomba gasy sasany izao tsy sahinao atao @ ilay vazaha na tsy sahan\'ilay vazaha atao aminao noho io kolontsaina io. ohatra fotsiny hoe ny miteny: raha vao miteny ny tenin-drazany ny 1 ka tsy hain\'ilay anankiray tsara ilay izy dia tsy maintsy misy eritreritra foana ao heo mifosa anahy indray ilay anona ity!

tsy maintsy misy clash foana io izany e..

fa ireo aloha no mba hitako!
3. fijo ( 30/12/2004 22:32)
mitombona mihintsy ireo ary efa be ny cas hitako toa izany
4. fanja1 ( 31/12/2004 08:36)
tsy vitan\'izay zany ihany! fa eo ny fifandirana be raha sendra misaraka! mangalatra zaza ! manahirana ka! raha ny safidiko manokana de aleo manambady ny mitovina tanindrazana @ tena ihany
5. sechat ( 31/12/2004 09:14)
ikaretsaka> misy marina alou nenao satria matetika de zay no zava-mitranga e! fa nefa tsy voatery ho izay foana satria :

valin\'le voalohany:
arakaraka manodidina azy ihany io. Misy ny fianakaviana mandray tsara ny zaza metisy na avy @ andaniny na avy @ ankilany.
Arakaraka ilay olona kou io. Misy ny ol tsy de miankina firy @ fijerin\'ny manodidina azy, ka tsy miantraika firy any aminy izany.

Valin\'ilay faharoa:
Eo @ fanambadiana tsy maintsy misy zavatra andeferana foana.
Ary efa betsaka zao no ol tsy mitovy fiaviana miaraka de samy miezaka mianatra ny fombafomba sy fitenin\'ny tsirairay avy. Mifandamina mba mamangy ny tanin\'ny tsirairay avy sns...

Fehiny :
Tsy voatery ho sarotra na ratsy foana ny fiarahan\'ny olona roa tsy mitovy fiaviana fa io samy manana ny zavatra tiana, tadiavina ary fomba fijerin\'ny tsirairay avy.

Ny olona ety ivelany koa tsy tokony hitsara an\'izany satria samy manana ny fiainany sy izay fomba fitondrany azy :
- raha manambady gasy ianao, na manambady vahiny dia safidinao izany ary tsy tokony hotsaraina @zany enao.
- raha metisy ilay ankizy tsy azoko hoe fa maninona no tokony ahilikilika. :-*

6. chipie1 ( 31/12/2004 09:59)
io alou de samy manana ny eritreriny , fa refa hanambady vazaha ny safidiny zay zany ...
7. kitjo ( 31/12/2004 11:32)
vola> hein? hanambady vazah ngah ndroky? :^) :^)
8. booboo ( 31/12/2004 11:48)
mitovy hevitra @ sechat.
9. ikaretsaka ( 31/12/2004 14:45)
sechat> tsy heo ailikilika fanahiniana fa na izy manava tena na izy tonga de mandeha natoraly ka
Ilay fihaviana tsy mitovy.. na ezaka inoan na ezaka inona .. na fifandaminana inona na fifandaminana inona.. hita foana ilay \"loarano nipoirana\" ary ilay tsy fitovizana sy ahiahy ao!
toetar efa miraikitra ao amin-draolombelona ireo.
efa zany foana hatrany @ voalohan\'ny humanite!
sarotra ny manova an\'io
10. rvoulah ( 01/01/2005 19:02)
kitjo< vazaha aia ndray ary , :roll:
mba manontany fotsiny ahako fa raha tsy de efa in ko de ho sanatria ve ?
Tsary mahita hoatrany E tsony ahako
11. maditra ( 01/01/2005 20:40)
ahoana ny hevitro? Miaraka sahala amin\'ny mpifankatia rehetra izy ireo! Ny olana izany zavatra tsy miala amin\'ny tany!
12. ikaretsaka ( 02/01/2005 00:23)
saingy aleo miditra @ olana kely toy izay olana be e
13. rvoulah ( 02/01/2005 08:48)
miombokevitra aho amín ílay resaka culture angha raha izay no azo amehezana azy.
raha ohatra hoe gasy sy afrikana de mety misy zavatra mitovy iombonana ihany
fa ny olana aloha de tsy maintsy misy e
ny solution koa de sady tsy mipetraka any amy pays ny lahy no tsy any amy pays ny vavy fa toerana hafa mihintsy mba hahakely ny olana
14. mihanta ( 02/01/2005 16:27)
na samy hafa loko na samy hafa fiaviana,refa mifankatia izy roa d inn ny olana moa? :-D
15. pseudo ( 02/01/2005 17:09)
refa asarotina io de olana!fa rehefa malalaka ny fisainanao sy ny manodidina anao de tsy quoi!kanefa de zava-misy tokoa ny voalazan\'ikaretsaka!
16. mihanta ( 02/01/2005 17:17)
refa misy ny marimaritra iraisana d ça v k
17. yonikafopl ( 02/01/2005 18:56)
tiavo izay tianao ee
18. mihanta ( 02/01/2005 21:08)
sady ny olana rehetsa kou ange hahitana vahaolana foana :-*
19. ikaretsaka ( 02/01/2005 21:26)
fa nisy ny vahaolana milay dia misy ny vahaolana fa oany fa oany fotsiny
20. mihanta ( 02/01/2005 21:30)
refa mifankatia d zay no zava dehibe
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2829