fihaviana samy hafa

61. ikaretsaka ( 11/01/2005 17:30)
sady tsy atsy no tsy aroa.. efa nazavaina io ambony io
62. fijo ( 11/01/2005 23:30)
toa tsy hoazon\'i namana mihintsy le izy ka.sa ve nareo tsy misaina izany koltora izany ,fa manao dia miteraka dia izay e
63. watafon ( 12/01/2005 05:46)
azafady leisy ry fijo fa tsy de misaina loatra an !!
64. yonikafopl ( 12/01/2005 17:19)
hihihhih samy manana ny hitiavany sy hitaizany ny ho taranany io ry reto a!! ao ny tia gasy pur pork, ao ny tia somary misy fangarony, Ka dia samia manao izay mahadiavolana ny sainy.
65. chipie1 ( 12/01/2005 17:24)
yonika> f\'inn wa ! :-*
66. mihanta ( 12/01/2005 17:32)
watafon ka ny omby ange mety misotro kafé kou é.
biz mis sakay watafon hihihi.
refa zaza tonga eto an tany d kolokoloy tsara
67. watafon ( 12/01/2005 17:39)
sôtsa leisy ry mihanta an ! raha eo @ takolaka nge le biz de ze hanoroka manaraka njay no voany e! :-D
68. ikaretsaka ( 12/01/2005 21:28)
aza simbaina ny gasy fa espece endemika e
69. fijo ( 12/01/2005 21:48)
watafon za tsy milaza we tsy misaina.samy misaina daholo ny olona ka tsy marina izany.fa ny tiako lazaina dia ny fitandrovana io koltora maha isika antsika io.
70. watafon ( 13/01/2005 06:09)
fijo aleo leisy za tsy hiteny intsony ah!
71. sherillalove ( 13/01/2005 14:01)
Tsy misy fiahaviana zany fa rf mifankatia de ampy zay (l)
72. ikaretsaka ( 13/01/2005 17:57)
dia izay hoa ilay hoe tia tena... @ izay dia tsy te hahalala afa tsy nareo ianareo..
73. yonikafopl ( 13/01/2005 18:24)
Ikaretsaka tsy hitako kosa izay maha fitiavan-tena anzany eee!!!
74. ikaretsaka ( 13/01/2005 18:47)
fitiavantena iznay satria dia nareo ihany... tsy raharahanareo izay an\'ny taranakareo. ny kolontsainareo .. sns fa nenareo mi 2 ihany...
nga mo zany ilay fitiavana?
75. ( 13/01/2005 19:05)
ny metisy ny ho aviny olombelona :lol:
izay nahay nifangaro iany no ni-survivre a!
76. ikaretsaka ( 13/01/2005 19:09)
ao @ bokin\'iza toko fahafiry zany lety?
77. fijo ( 13/01/2005 21:30)
bokintsafiotra izany ngamba
78. ( 14/01/2005 18:03)
Bokin\'i Masindahy Matiasy no misy an\'io ka. Tao anaty baiboly io taloha.
79. ikaretsaka ( 14/01/2005 18:33)
tena naodiko fa tsisy le :-P
mamorona ndray lety
80. welieoelee ( 14/01/2005 19:29)
Raha mifankatia ka samy conscient hoe mety hisy ve ny olana na tsia dia tsy maninona mihitsy ka!
Fa na izany aza anefa.....dia hitako fa hafa ihany ilay hoe miaraka @ olona mitovy fiaviana amin\'ny tena... marina fa na gasy samy gasy ary ohatra bdb koa ny olana mety hitranga...
Fa tsy mitovy @ hoe raha hafa fiaviana ilay olona miaraka aminao (vady).
Efa maro ny cas hitako.....nefa akory moa tsy atao hi-généraliser-na izany!

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.009