fihaviana samy hafa

81. ikaretsaka ( 14/01/2005 19:57)
indrindra fa tratran\'ilay sipa na vady mailo @ n\'a pas ireny dia mba mikozy gasy ianoa ohatra fa misy akama tonga dia efa mailo ery heo mifosa anazy
82. iriniaina ( 15/01/2005 16:22)
ikaretsaka> tena marina mihintsy io lazaina fa mifosa enao refa tsy mipizy zay teneninao izy?
83. mihanta ( 15/01/2005 18:11)
za zao metisy tsy hitako mintsy zay olana amzany
84. ikaretsaka ( 15/01/2005 18:41)
nanomboka oviana indray i mihanta no metisy? izy hoa raha handainga... marina ihany ny kozin\'i fijo!
85. chipie1 ( 16/01/2005 14:42)
io de samy manao izay tiany e! :-P
86. ikaretsaka ( 16/01/2005 14:50)
fa marina ilay heo tsy maintsy misy anankiray mailomailo raha miteny @ fiteny tsy hainy amin\'olon-kafa ilay vadiny a.. indrindra mao raha ohatra hoe sipa mitovy fihaviana @ ilay bandy(raha vazaha lery) no miresaka aminy na bandy mitovy fihaviana @ le sipa no miresaka @ le sipa (raha gasy le sipa ohatra )
87. rambofrau ( 16/01/2005 18:55)
Marina ihany aloha ilay hoe misy olana rehefa tsy kaopy @ fitenin\'ilay iray ny anankiray eh.


Izaho mahay ny fitenin\'ny vadiko (allemand), fa izy tsy mahay teny gasy,dia somary mideranger azy izany rehefa miteny gasy amin\'ny namanay gasy aho,ary tsy maintsy adika aminy ilay izy avy eo (Fa rehefa misy zvtr tsy tiana ho fantany dia atao dika vilana)..

Na eo aza ny culture roa samihafa, tsy maninona fa atao izay mampametimety azy eh (l)
88. chipie1 ( 16/01/2005 19:14)
fa hafa iany klou le ambiansina gasy zato isanjato eh! (l)
89. ikaretsaka ( 16/01/2005 19:53)
ka izay le mampilay azy .. sady very ny ambiance no lany fotoana mandika ilay izy aminy .. moa mbola dika vilana sy dikadika eo ho eo ihany no azo...
aleo ihany milamina ka.
@ ity za mihomehy de fantany hoe teo @ le partie zao no mihomehy.. sns
90. ( 17/01/2005 11:49)
Mba mivelabelara amizay aby fa riches be wa le miaraka samy hafa, andevo miaraka aminy andriana, sous le soleil miaraka aminy cotier, gasy miaraka aminy vaza, dakôma miaraka aminy vezo, karana miaraka aminy sinoa.
Hisaorantsika ny Avo raha tanteraka ireo :-*
91. mihanta ( 17/01/2005 12:14)
humm hevitra marina zany
92. yonikafopl ( 17/01/2005 12:47)
manonofy ngamba no hahatanterahan\'izany :wink:
93. mihanta ( 17/01/2005 12:53)
yonika mila matory zany alou vao manofy,tongava aingana ry alina
94. mumu ( 17/01/2005 18:26)
io njay amiko de samy manana ny safidiny!!
95. ikaretsaka ( 17/01/2005 18:51)
fa tena hitako taty ity fa soa ihany fa mpisipa fotsiny ry zareo fa ankizy hatrany aminay any bira (lahy manantsipa vazaha) no nifankahita t@ sipa hatrany bira ary niray lakilasy taminy tamin\'ny mbola kely dia mba nikorana teo anay rehetra sady mahatsiaro ny fahiny de mikakakaka dy le mifapipeka tanana sns ireny

nanjoretra be @ zay ary ramademoiselle vehivavy fa lazainy fa mifosa azy @ le sipa hono ity bandy sipany! nefa tsy nisy kozy an\'iznay mihitsy
96. mihanta ( 17/01/2005 19:13)
olona samihafa loko,samy hafa firazanana,tsy tia mitsitokotoko k mifandray tanana. :-D
97. fijo ( 17/01/2005 22:36)
mihanta ny tanana no mifandray fa tsy ny fitiavana ka.
98. sahary ( 18/01/2005 04:05)
refa nanao statistique ah zany de zao : ny ankamaroan\'ny sipa de tsy manisy blem an\'zany i.e mety hanambady vozongo daholy rehefa mahita de tsara - drano daholo zany de rehefa ao anatiny ao nareo no mahita an\'le olana de mandrorata ndray ato fa za sy ikaretsaka zany de mitovy hevitra 100%
99. ikaretsaka ( 18/01/2005 04:22)
ny ahy ny ahiako letsy dia miala any indray izy avy eo de . zao ny bandy zao ny bandy nefa izy no vo amafy tany!
100. welie ( 19/01/2005 15:31)
Raha any @ toerana tsy misy gasy na tsy dia be gasy kosa nefa aloha dia ahona zany (ho an\'ireo izay mipetraka ivelan\'i Madà an)? Hiandry ny gasy tsy ho hita eo ve? Sa mila manafatra avy any @ tànana? :lol:
Mba fanontaniana sérieux io an!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1461