fihaviana samy hafa

101. ikaretsaka ( 19/01/2005 19:38)
welie> ny ahy aoha dia sur aho fa misy gasy foana any ho any na tsy 1 tanana aza fa 100 km na 20000 km manodidina eo e!
102. booboo ( 19/01/2005 19:57)
- lé zaza ara vô tsy mitsaika défa qualifién\'ny fiaraha-monina ôtra oe \" erreur \" dé aôna moa no ahafahany mampiseho @ be sy ny maro ny maha izy azy satria efa tsy nekena hatr@ vôlohany ?
-misy fihatraikany be @ fomba fomba fisainan\'ilay zaza ny fitazaina nomen\'ny ray aman-dreniny azy. Na ho fièr(e) ara ilay zaza @ maha sady gasy azy no maha vazaha azy ( izy tsy manisy olana @ zany ) dé mbola eo ihany ny fiaraha-monina tsy maintsy mitsara.
-Zay lé oe tsy ny tany no fady fa ny vavam-bahoaka !
103. ikaretsaka ( 19/01/2005 20:00)
ka izay le izy!!
ary nisy ohabolana koa niteny heo ny hovadiana betsaka fa ny ho rafozanina no...
iznay hoe ny cekezem anareo anareo fa jereo koa ny societe sy ny manodidina! any ny jerena voalohany aloha
104. booboo ( 19/01/2005 20:07)
na zany aza, refa tsapa oe ity décision raisiko ity no mety amiko ka tanterahiko, na tsy eken\'ny fiaraha-monina ara, dé zay no tena tsara. Satria manimba be izany oe manao raha izany mba hahafaly ny hafa izany nefa ny tena tsy mahazo hafaliana @ ilay izy na kely ara.
105. ikaretsaka ( 19/01/2005 20:13)
de version rasoanantenaina be ikala booboo @ zay.
corruption tateraka satria fu...the world be izany..
hitler mentality!
106. booboo ( 19/01/2005 20:35)
tsy d\'accord zà satria : - tsy crime contre l\'humanité ny misafidy ny mitia olona hafa fihaviana aminao ( zay tsinn no vokatry ny raha nosainin\'i Hitler t@ farany )
- afaka mbola manaja ny fiaraha-monina fôna na tsy mitovy hevitra aza @ point iraika ( tsy mi-f... the world izy noho izany ). ötra oe mi-f... the worl ve zà refa tsy d\'accord @ peine de mort ohatra nefa zay no misy eo @ fiaraha-monina ?

ary ikaretsaka ity kay extremiste be lé :-P
107. ikaretsaka ( 19/01/2005 20:38)
eny e.. fa raha vao sekezem ihany dia tsy fianana ao anaty fiaraha monina intsony ko
108. booboo ( 19/01/2005 20:52)
zay lé fitiavana angé zay nosafidiana ho tiavina no tiavina ary io tsy misy lalana mahafehy an\'io zany
109. ikaretsaka ( 19/01/2005 20:56)
tsy mety raha izay ko.. misy zavatra tsy tiana fa tsy afaka esorina ko
110. booboo ( 19/01/2005 21:01)
kiiii dé hiaritra zany mandra-pahafaty ? satria tsinn oe tsy tiana nefa tsy afaka esorina. Aaargh que le monde est cruel
111. fijo ( 19/01/2005 21:07)
booboo an misy ny fo dia misy ny saina.saingy ratsy ny fo raha mibaiko ny saina.ataovy aloha foana ny saina na dia manery mafy aza ny fo.
ny forehetra mihintsy io an.
112. booboo ( 19/01/2005 21:15)
marina zay @ lafiny rehetra fa zà mitondra hevitra hafa ( ny saiko no nandeha haloha ) fa raha hitovy hevitra aby ny ato tsy ho terrible ?
113. mumu ( 20/01/2005 12:35)
fijo hoy ny vaza hoe \"le coeur a ses raisons que la raison ne connait pas\"!
114. yonikafopl ( 20/01/2005 12:43)
tsy manan-kambara intsony :roll:
115. ikaretsaka ( 20/01/2005 16:14)
mumu> de misy vazaha ko manao hoe ny voa eo @ fo tonga any an-koatra ny plasiny fa ny voa eo @ loha any @ 18!
116. welie ( 20/01/2005 18:40)
Zà kou alou tsy pour an\'io cekezèm io e! Indrindra moa raha hoe miresaka ho ahy manokana aho.
Marina io hoe tsy miantsy mi tenir compte ny eritreritrin\'ny fianakaviana sy ny société io na izany na tsy izany aza. Indrindra moa raha toa ka hoe avy @ fianakaviana somary sarotiny ihany raha io resaka fihaviana io.
Fa ny tsikaritro koa dia izao ary tena bdb loatra ny cas hitako sy fantako an!
Matetika dia ireo ray aman-dreny tena sarotiny be indrindra no mahazo vinanto ilay tsy noheveriny mihitsy koa. Asa ve hoe inona no antony fa dia tena maro mihitsy ireo.
Raha ny tena tsirairay manokana no misafidy hoe .....no hiarahako dia hafa izay. Fa raha ny RAD no mi-insiste hoe tsy maintsy izao na tsy maintsy izao.....dia tena bdb ny hoe cas contraire no mitranga. :?: :!: :{

117. welie ( 20/01/2005 18:43)
mumu.....
saika adinoko nilaza anjy hoe io citation anjy io koa dia citation favorite kou! :lol:

fijo....
marina io lazainao io ka! Aleo mihitsy aloha ny saina no mibaiko fa tsy ny fo.
118. fijo ( 20/01/2005 23:38)
mumu marina fa nisy nilaza io voalazanao io,saingy ny fo ranomafana hoy ny gasy,tandremo fa mandoro.
119. mumu ( 21/01/2005 19:33)
welie tiako be kou io!!
fijo zay zany ilay atao hoe \"les feux de l\'amour\" kou!! :lol:
120. mumu ( 21/01/2005 20:10)
welie tiako be kou io!!
fijo zay zany ilay atao hoe \\\"les feux de l\\\'amour\\\" kou!! :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1342