fihaviana samy hafa

41. yonikafopl ( 07/01/2005 19:05)
ramaso nga tsy mba misotro cafe au lait?? :-P
42. ikaretsaka ( 07/01/2005 19:33)
aleo ihany pur le!
hafa ny cafe o lait ka fa raha cafe au lait tapohana rano kosa tsy mamely le
43. mihanta ( 07/01/2005 20:26)
biz misy sakay :-D
44. yonikafopl ( 07/01/2005 20:44)
Ika ka ny kafe sy ny lait ange ka samihafa fihaviana e!!!
mihanta hihh iny izy tsaroana tsara kou
45. ikaretsaka ( 07/01/2005 20:46)
kafe au lait mitovy fiaviana ka.. samy ao @ mpivarotra kafe!
46. watafon ( 08/01/2005 06:21)
le kafe asiana lait en poudre no tsy mbola hitanareo e!
47. mihanta ( 08/01/2005 12:17)
watafon za efa nahita fa somary mivaingambaingana kely le ronono sady mitsikafona.
yonika sady tsaroana no mamaivay v :-D
48. watafon ( 08/01/2005 13:20)
tsy mialy mitsy ; fa le biz misy sakay no mbola tsy itako fa mba omeo kely we za !
49. watafon ( 08/01/2005 17:28)
tsy milay wa e!!!
50. yonikafopl ( 08/01/2005 18:00)
mihanta ie hihhih
Ika ntsssss
51. ikaretsaka ( 08/01/2005 18:04)
yonika. k\'hita fa samy avy any @ epicerie na samy avy any @ le mpuvarotra kafe daholo fa tsy hoe mividy kafe noir atsy enao de tapohana ronono atsy
52. watafon ( 08/01/2005 18:38)
ka zavatra samihafa ange zany ry ika e! ronono avy @ omby de kafe zavamaniry ! :D
53. ikaretsaka ( 08/01/2005 18:42)
fa mitovy ny angalana azy lety e.. samy any @ ppivarotra 1 na epicerie 1 na resto 1
54. watafon ( 08/01/2005 19:02)
ekena mba tsy ifandirana e! :-D
55. rambofrau ( 10/01/2005 18:24)
Aleo aho mba hamaly fa ohatran\'ny miconcerner ahy izy izany.

Marina mihintsy ilay hoe misy ny culture roa samihafa fa tsy dia bleme be loatra izany,rehefa mahay mifanaraka tsara izy roa , ary tsy maintsy misy ny marimaritra iraisana na compromis.

Ny momba ny zaza metisy indray dia tsy hitako izay olana,au contraire aza mahafatifaty kely ny mijery azy.
Ikaretsaka! tandremo ary sao mahazaka amerikana ao an, :lol:
56. ikaretsaka ( 10/01/2005 22:17)
\" tsy ny mahafatifaty mijery azy \" ange ny koty fa ny toetrany.ny fisainany, ny itaizana azy, ny tena fiaviany, kolontsaina sns...
Ny ahy gasy ihany e...
Mbola mamiko ka mamiko ny ankizivavintsika!
57. fijo ( 10/01/2005 22:42)
rambofro
tsy izy mahafatifaty no zavadehibe fa ny maha izy azy.tsy manambany aho fa lasa zaza tsy misy fototra ny ankizy.tsy an\'ny atsy ,tsy an\'ny ary.ary raha tonga ny olana dia loza be ny vokany
58. watafon ( 11/01/2005 11:40)
fa na izany na tsy izany kosa ange ! ka mahafatifaty kosa ange ny metisy e!
59. ikaretsaka ( 11/01/2005 15:02)
ka ny endriny eo ihany fa ny toetrany no tsy laitra sy ny koltorany
60. watafon ( 11/01/2005 15:43)
ny toetrany v no blème sa ilay fandraisan\'ny fiaraha-monina azy e ? d maninona zao ny koltorany?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6009