fihaviana samy hafa
21. ikaretsaka
(
02/01/2005 21:43)
de zay ilay lazaiko heo fitiavan-tena satria nareo ihany no jerenareo fa tsy ny taranakareo..
22. watafon
(
03/01/2005 07:22)
za koa alou tsy mahita olana refa mifankantia e! fa le zaza lazain\'ny olona hoe grefy no tsy milay avy eo !! :-D
24. nilsen
(
03/01/2005 19:28)
ny fanambadiana tsy mbola ary tsy sarotra, na samy avy atsy Ambodihazokeliambanitanana aza nareo mitsama, tsy midika izany fa ho sambatra sy hifanaraka ary ho fiadanana ery ny anareo roa...fa ny fitiavana dia fampiahaonana olona roa samihafa ho iray...ka io tsy maintsy ho sarotra,ka asakasak\'izay te hanambatra olona roa sarahan\'ny kolontsaina mifanipaka, toetsaina mifandaka, na fiaviana elanelan\'ny ranomasina sns...nefa safidy io na de lahatra aza ... :-D ...soa ihany fa nisy an\'le hery iray tsy manampaharoa antsoina hoe FITIAVANA, fa raha tsy zany : \"tout est impossible\"
25. ikaretsaka
(
03/01/2005 20:40)
fa jereo hoa ny hoe fitiavantena nareo mitsam sy hoe fitiavan-taranaka sns
26. fijo
(
03/01/2005 22:54)
eny e tsy mahita olana ianareo izao fa rehefa tonga ny olana izay vao hoe tahaka izay tsy teny amin\'ny plage an.tara be amin\'izay
28. watafon
(
04/01/2005 05:44)
tsy fitiavantena kosa ange zany ry ikaretsaka e! za ange manana namana metisy fa grefy alou no fiantsoanay azy e! fa izy reo ndray de tsy nanana olana zany teo @ fiaraha-monina kah !!
29. eisy
(
04/01/2005 07:35)
Fa oviana teto an-tany no tsy nisy olana e! reveo milay fotsiny ,Tsy koua io e
35. watafon
(
04/01/2005 14:41)
ka efa hoe zany wah koo ! vazaha ny mamany de gasy ny dadny bandy 2 lahy izy reo !! de refaveo ndray ny tohiny e! :-D
38. watafon
(
05/01/2005 05:30)
fa izy reo ndray ange nipetraka taty fôna h@ nahazoany bacc e! fa grefy mitsy no fiantsoanay azy e! fa nilamina kah !! de efa kozio any bovais e!