hanambady sarah

1. xxx ( 06/01/2005 17:30)
vaovao tselatra hatao amin\'ny sabotsy 15 janoary izao ny fanambadian\'i sarah ravalomanana ao amin\'ny paroisse internationale andohalo dia avy eo ny sakafo eny manandriana avaradrano, fa gasy ny vadiny a! Thierry Radavidra
novalian'i fi ny 08/02/2005 08:53
2. ralay ( 06/01/2005 17:36)
Dia misaotra nilaza vao² e dia enao izany no solotenanay any sa ahoana?Ampitao any ny fiarahabann\'ny namana e :D
3. tsiperifery ( 06/01/2005 17:49)
Mba fonosy bodofotsy sao mangatsika hono hoe ny anjara kalin\'i tsiperifery fa taratara kely izy vô tonga avy any atsimondrano . Aza asaina mitaitaina i sarah fa tsy maintsy tonga eo izy hoe ;;; :D
4. ikaretsaka ( 06/01/2005 19:22)
mba isao creme koa i karetsaka hoefa mbola mipikla izy fa tonga ihany na an\'eritreritra aza
5. chipie1 ( 06/01/2005 20:13)
ie de aza hadino hono oe fianarana anlé tsenjerinareo sy i chipie tao ankadivato fahiny oe
6. jhouhlambout ( 06/01/2005 20:30)
dia mirary soa sy fahasambarana ary faharetana hono i jhouhlambout é!
7. fanja1 ( 07/01/2005 16:43)
Miteraha fito lahy sy fito vavy hono we! :-D
8. sechat ( 07/01/2005 17:05)
ampitampitao @ havako any ny tenim-bahoaka :-D :-D :-D
9. sangojy ( 08/01/2005 13:27)
Hanambady Sarah eeehh...
Elabe vao miverina aaah..
:-D Hira efa talou be zay fa Selesy no original :-D
10. xxx ( 13/01/2005 00:14)
hanambady sarah> dia raharahaiko inona?
11. joda ( 08/02/2005 07:58)
KA IO ANIE NO SOPHIE VAOVAO E
12. fi ( 08/02/2005 08:53)
Marina ny anao ry Joda, tena "SOPHIE VAOVAO" mihintsy i Rakalakely
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1778