ahoana indray ity?

1. ikaretsaka ( 07/01/2005 19:43)
sendra mba namaky gazetin\'ny university -nay aho ry zalahy dia nahita fa nanambady hono le prof nay VEHIVAVY izay.
iny eo ihany fa ny nanaitra ahy dia VEHIVAVY ny vadiny...

Ahoana ny hevitr\'i laisany @ ilay hoe manana prof sy ampianarina pedes sy lesb ireny?
novalian'i cynthia4 ny 22/03/2005 03:37
2. mihanta ( 07/01/2005 19:50)
refa mi assumer ny lesona rehetra izy na pedes na les izay fiainany manokana any tsy ivakiana lou
3. pitchou ( 07/01/2005 19:54)
raha nanana sentiment aminy no olana fa raha tsy nisy inona no problema?
4. ikaretsaka ( 07/01/2005 19:59)
izy aloha nahay nampianatra sady nanome noty tsara e :-D
5. ramoul ( 07/01/2005 21:01)
ra misy satimaka aminy elah de eo ny olana fa ra y contraire de tsy kwa mintsy
6. maditra ( 08/01/2005 00:22)
Zah aloh tsy tia an\'izany f\' atao ahoana moa! Raha efa neken\'ny lalana misy any amin\'ny tany misy an\'la any zany dia izay!
7. jhouhlambout ( 08/01/2005 09:36)
Raha mahay mampianatra tsara izy dia tsy maninona, fa raha misy fiantraikany @ fomba fampianarany ny vie privée-ny dia tsy mety!
8. chipie1 ( 08/01/2005 11:56)
9. fanja1 ( 08/01/2005 13:15)
Avelao ny olona samy hihaina @ fiainany refa tsy misy fiantraikiny eo @ asany!
10. xxx ( 08/01/2005 13:50)
fanga teo nisy ananao oe tsy mahazo miaina? :evil: :-D
11. watafon ( 08/01/2005 17:18)
efa fomba malalaka marina leisy ny any zany an !!rehefa manome noty tsara leisy izy da avelao ho any an !
12. fanja1 ( 08/01/2005 18:26)
xxx tsy tokony idirana zay fiainan\'ny olona any ka! on est libre
13. ravatorano ( 10/01/2005 12:39)
watafon>za miombo kevitra amin elah kle ilay noty omeny no tena jereko
:idea:
14. Lallah ( 05/03/2005 00:51)
Fanja1 ===> Il est normal de parler en ce qui concerne la société. On a bien le droit de parler et Ikaretsaka a raison s'il a osé soulever la situation ici.

Gare à vous si vous restez bouche BÉE devant une situation pareille.

Comme tout le monde parle Bush s'il récupère son pétrole en Irak. lol ... Youpi ...

==========

Fanja1===> Mety akia izany fa mikasika ny fiaraha-monina. Manana zo miteny mihintsy Ikaretsaka raha sahy nitondra ny zava-misy eto.

Asakasakareo izay mikombom-bava manoloana ny zavatra toy izany.

Ohatra ny olona rehetra ihany io raha naka ny anjara solitaniny tany Irak i Bush. lol ... Youpi ...
15. hery ( 05/03/2005 01:13)
fiaraha-monina :wink: hihihi... film efa nandeha tany ho any :-)

Il n'est pas malin
16. Lallah ( 05/03/2005 03:11)
Ka izay actuelle ihany io e ...

Fanja1 ===> Il est normal de parler en ce qui concerne la société. On a bien le droit de parler et Ikaretsaka a raison s'il a osé soulever la situation ici.

Gare à vous si vous restez bouche BÉE devant une situation pareille.

Comme tout le monde parle Bush s'il récupère son pétrole en Irak. lol ... Youpi ...

==========

Fanja1===> Mety akia izany fa mikasika ny fiaraha-monina. Manana zo miteny mihintsy Ikaretsaka raha sahy nitondra ny zava-misy eto.

Asakasakareo izay mikombom-bava manoloana ny zavatra toy izany.

Ohatra ny olona rehetra ihany io raha naka ny anjara solitaniny tany Irak i Bush. lol ... Youpi ...
17. dadabe ( 05/03/2005 08:10)
Marina kosa ny voalaza e.
Angaha dia tsy maintsy ny mifanaraka amin'ny tianareo aseho ihany no tsy maintsy ho eto ?

Sa ahoana r'Ikaretsaka tompon-kevitra ? Izay ilay hoe fiaraha-monina.
18. cynthia4 ( 22/03/2005 03:37)
Dadabe >
Ikaretsaka >
Hery >

... le dernier aussi n'est pas malin !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.739