nankaiza andriamanitra?
1. ikaretsaka
(
06/01/2005 20:59)
Nisy bandy roa lahy hono izany tena farak\'izay maditra mihitsy tao @ ity tanana anankiray!, sady mpigafy no mpangalatra no mpandainga sns....
efa natao daholo izao rehetra rehetra izoa fa tsy nety hendry mihitsy izy roalahy. farany dia i Pasitera sisa no nantsoina sao mba misy azo ataony ihany. naterin\'ny ray aman-dreniny tany @ pasitera aza ilay zandriny aloha mba hanarina...
Nifampijery aloha izy mirahalahy mianaka.. dia farany dia hozy i pasitera hoe \"nankaiza Andriamanitra?\"
tsy namaly hono ilay bandy fa i pasitera no nojereny fatratra
Dia nanomboka tezitra hono pasitera sady nampiakatra ton hoe \"nankaiza hoa Anndriamanitra?
da tsy mbolanamaly ihany hono ilay bandy.
farany hono sady nodomin\'i pasitera ny latabatra no nivazavaza izy hoe \"fa ise ve tsy anontaniana e?? nankaiza hoa andriamanitra??\"
tafatsangana hono ilay bandy kely sady nihazakazaka be nivoaka ny trano.. dia nankany @ le zokiny hoe\" Gravy be lety an.. tsy hita andriamanitra de lazainy hoe isika no nangalatra azy!!\"

novalian'i annie ny 11/04/2005 13:37
2. maditra
(
06/01/2005 23:33)
:-D :-D trop kosa e! Fa tena tsy zahay hoy aho no nangalatra Azy! F\'aza dia mba mifampitifitifitra moa ry ikaretsaka a! looooool