Fitiavana feno tanteraka
1. sherillalove
(
08/01/2005 14:42)
Tsyb maintsy virijiny ve ny vehivavy te hahazo vady?
novalian'i fijo ny 24/01/2005 23:13
5. yonikafopl
(
08/01/2005 17:55)
raha mbola virjiny ny lehilahy dia afaka mi exiger izy, fa raha efa nanimba zanak\'olona koa , maninona no tsy handray ny simban\'ny olona?? :-D
8. maditra
(
08/01/2005 22:14)
Aleo izany tsy hifandratra e! ha ha! mandratra inona kay moa izy ity?!
9. nanita
(
08/01/2005 23:00)
slt, safidinao fotsiny io, fa mba tsara kosa raha olona tena azonao toky sy tianao ary tia anao ihany koa, ka ho fitiavana maharitra no hiainanareo avy eo fa tsy fanenenana feno ratrampo.
10. yonikafopl
(
10/01/2005 11:54)
i maditra ihany no nanome le morse we mandratra ka de enao ihany zany no tokony hanazava we inn no ratraina :-P
17. dezy
(
11/01/2005 10:44)
zay maharitra hono vadin\'andrina fijo an!!! nefa sao de tara eee :-D :-D :-D :-D