Fitiavana feno tanteraka

1. sherillalove ( 08/01/2005 14:42)
Tsyb maintsy virijiny ve ny vehivavy te hahazo vady?
novalian'i fijo ny 24/01/2005 23:13
2. fanja1 ( 08/01/2005 16:24)
toa efa ts\'izany tsony @ izao taona diavintsika zao kou! :-P
3. fanja1 ( 08/01/2005 16:25)
tsy satry ve
4. ikaretsaka ( 08/01/2005 16:27)
tsy voatery.. nefa kao tsy ferana!
5. yonikafopl ( 08/01/2005 17:55)
raha mbola virjiny ny lehilahy dia afaka mi exiger izy, fa raha efa nanimba zanak\'olona koa , maninona no tsy handray ny simban\'ny olona?? :-D
6. fanja1 ( 08/01/2005 18:16)
yonikafopl marina mihintsy zany!
7. watafon ( 08/01/2005 18:34)
hummm ! sans commentaire ! :wink:
8. maditra ( 08/01/2005 22:14)
Aleo izany tsy hifandratra e! ha ha! mandratra inona kay moa izy ity?!
9. nanita ( 08/01/2005 23:00)
slt, safidinao fotsiny io, fa mba tsara kosa raha olona tena azonao toky sy tianao ary tia anao ihany koa, ka ho fitiavana maharitra no hiainanareo avy eo fa tsy fanenenana feno ratrampo.
10. yonikafopl ( 10/01/2005 11:54)
i maditra ihany no nanome le morse we mandratra ka de enao ihany zany no tokony hanazava we inn no ratraina :-P
11. xxx ( 10/01/2005 11:55)
de mandarà ve le ratra ?
12. sahary ( 10/01/2005 12:36)
lamaody any Amerika @ zao ny vevavy virijiny
13. watafon ( 10/01/2005 16:06)
zany ve ?
xxx efa nahita ratra tsy nisy rà angah enao?
14. xxx ( 10/01/2005 16:38)
ié ratra nlé foko :-D
15. fijo ( 10/01/2005 22:37)
za mbola virja izany afaka miandry virja koa
16. mumu ( 11/01/2005 08:43)
ié endraso eo ravirjanlà ry fijo :-*
17. dezy ( 11/01/2005 10:44)
zay maharitra hono vadin\'andrina fijo an!!! nefa sao de tara eee :-D :-D :-D :-D
18. ikaretsaka ( 11/01/2005 15:04)
raha maharitra ela loatra lasa basin\'ary 9 fa tsy ary 7 tsony
19. jhouhlambout ( 11/01/2005 17:37)
:-D
20. yonikafopl ( 11/01/2005 22:15)
:-D :-D :-D :-D
ahoana ndray le basin\\\'ariary 9 ry Ika?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4644