En amour...

1. jhouhlambout ( 07/01/2005 14:23)
Si un homme n\'embrasse pas une femme au premier rendez-vous, c\'est un gentleman. Au second, c\'est qu\'il est gay.
novalian'i fijo ny 18/04/2005 23:10
2. ikaretsaka ( 07/01/2005 15:11)
ekena!
3. fanja1 ( 07/01/2005 15:46)
:-D
4. watafon ( 07/01/2005 15:48)
:-D :-D
5. sechat ( 07/01/2005 16:01)
Hay ve e! :-D
:-D ary ny an\'i jhoulambout rdv impiry vao nanoroka? :°)
6. welieoelee ( 07/01/2005 16:22)
iny indray marina no ts yhitako e! Ary ho mailomailo amin\'izay izany aho ity rehefa mba misy Date ka! hihihihi :-D
7. fanja1 ( 07/01/2005 16:35)
welieoelee hihihihih
8. jhouhlambout ( 07/01/2005 16:48)
sechat> rdv voalohany foana :-D
9. pissoa ( 07/01/2005 17:32)
jhouhlambout> fa efa nisy rdv voalohany impiry no asianao hoe \" foana \" !!! Enao ty ... Sa ianao miezaka manaporofo fa tsy \"gay\" :-D :-D :-D
10. maditra ( 07/01/2005 18:55)
tsssssss
11. mihanta ( 07/01/2005 19:47)
ary raha bandy bloké d ahoana?mety saro kenatsa izy am volohany :-D
12. ikaretsaka ( 07/01/2005 20:05)
misy antsony ao.. io efa lazain\'i jnhoul io .. dia mailomailoha raha ohatra ka!
13. watafon ( 08/01/2005 06:15)
marina mitsy wa zany e! d kopy enao zany ry mihanta an !
14. jhouhlambout ( 08/01/2005 08:51)
pissoa> rehefa misy rdv dia ataoko ohatran\'ny voalohany foana
15. chipie1 ( 08/01/2005 11:59)
hihihhi hahalalana zvt eto zany ka!...
16. pissoa ( 08/01/2005 12:45)
jhouhlambout > Zay mitsny oa!
chipie1> Fa inona avy no nianarana teto ... :?:
17. mihanta ( 08/01/2005 13:11)
humm k inn aza zany ny tokony hatao raha vao mihaona?
18. sangojy ( 08/01/2005 13:32)
tonga de :* deblokeo :* ry mihanta ah
19. chipie1 ( 08/01/2005 13:46)
pissoa> tsy mitovy ny dikanlé oe hahalalana sy hianarana ka ... :-P
20. sherillalove ( 08/01/2005 14:27)
:-D de aiza ho aiza @ le rendez vous zany no tokony hanoroka ny lehilahy! sa misafiody izy na te ho jiholahimboto fa tsy gentleman na gay?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.128