En amour...

61. poupounesana ( 01/02/2005 08:59)
lol f'anga tsy ny contraireran'izany no hevitrao taloha eh! :P
62. fijo ( 01/02/2005 22:29)
manazava ny antony tsy anaovan'ny sasany an izany aho ka.
63. mihanta ( 02/02/2005 18:59)
aleo mihira an'i julio iglesias"en amour il faut toujours un perdant"
64. kinaoly ( 02/02/2005 19:08)
njainjay kou tsy prompice le fotoana, we raha eny anelakelantsanou membo be oatsa ve no anovana premier baiser ami-na sipa :-D
65. mihanta ( 02/02/2005 19:33)
kinaoly hihihihihi marina zany
66. kinaoly ( 02/02/2005 21:43)
mihanta > hany mou fa tsy mentsy mbô cadre tsaratsara kosa le izy ôô :D , soa any fa misy bandy tonga saina amzany :)
67. fijo ( 02/02/2005 23:38)
ka mba efa te hanoroka vbe le sasany de hiandry lavitra le
68. poupounesana ( 03/02/2005 08:47)
f'hita wà ry kinaoly cadre tsara2!mampieritreritra saintvalatin daolo zany resaka zay
nenjy fijo eny antsena koa zany azo anoroana sipa zany koa!
69. sechat ( 03/02/2005 09:28)
poupounesana sy fijo> hihihihi
mihanta> j'ai eu la chance de gagner souvent... :-*
70. ikaretsaka ( 03/02/2005 19:24)
hihiahahaha
71. mihanta ( 03/02/2005 20:22)
sechat refa nahazo chance isika d izay anie ny zava dehibe
72. ikaretsaka ( 03/02/2005 20:23)
aza inoana izany fa nen'i mihanta lasankovavany fotsiny
73. fijo ( 04/02/2005 00:44)
poupou an fa nga fahotana ny mifanoroka eny an tsena le.gaga indray aho raha izany an.
74. poupounesana ( 04/02/2005 05:52)
fijo tsy fahotana kah fa tsy romantika mitsy kah!
75. xxx ( 07/02/2005 16:37)
Arakarak'ilay tsena io ry poupou. Raha any @ tsenam-voninkazo ohatra de ahoana?
76. poupounesana ( 08/02/2005 06:47)
ie mety azo eritrertina ihany fa mba ataovy sary antsaian kosa anie we eny @ tsenan'anosikely na eny @ pochard eh?
77. ikaretsaka ( 08/02/2005 07:10)
maninona le?..
78. fijo ( 08/02/2005 23:10)
maninona marina ary le.tsy mazava izany fisainan'i poupou izany.amiko na aiza na aiza azo hifanorohana foana,rehefa te hifanoroka.
79. poupounesana ( 09/02/2005 12:02)
arretén'ny polisy eny koa fa manao attentat à la pudeur koa! aty dago ange efa fady ny manao fihetsika mahery eny andalana eh
80. fijo ( 09/02/2005 21:56)
"mahery" ny mifanoroka ve no atao hoe fihetsika mahery????????????????????????ataoko ity ao amin'ny fotoana tena miangoty no mifanoroka sa za no tsy mahay fa virja?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6129