En amour...

121. poupounesana ( 05/03/2005 16:19)
misy banga sasany tsy maintsy avela ho banga eo kah
122. fijo ( 09/03/2005 22:43)
ka ny fanantenana anie no mamelona ny mpino e
123. poupounesana ( 13/03/2005 12:38)
marina zany e
124. dadabe ( 13/03/2005 16:17)
de fenoy ary e (l) :wink: :-*
125. poupounesana ( 14/03/2005 09:41)
fa i dadabe zao manantena inn? so d nify nen'i dadabe no banga? rah nify manko d tsy mahay mameno izay banga izay aho han :-D :-D :-D
126. dadabe ( 14/03/2005 10:14)
fa ny inona no hhaindry fenoina???? (l)
127. fijo ( 16/03/2005 23:18)
ahan hameno poupou an.
128. dadabe ( 17/03/2005 12:40)
fijo> :wink: :wink: aleo ameno fafenoiko e,
doniko tapany de mandoa erany .... :wink:
129. poupounesana ( 17/03/2005 17:53)
mialatsiny dadabe fa tsisy nify tapany aty amiko
fijo, hameno inn hono zà?
130. fijo ( 24/03/2005 23:50)
ndry ihany io ambony io no milaza fa raha nify no banga dia tsy mahay mameno.fa raha zavatra hafa izany dia mahay mameno.
131. poupounesana ( 28/03/2005 09:51)
aleo aza tsoriko ny marina fa raha fehezanteny ihany no misy banga d zay aho vo afaka mameno eh! ankoatran\'zay tsy haiko! afa-po v fijo eh,
132. fijo ( 29/03/2005 22:29)
leeeeee dia ahoan izany ny banganay le
133. poupounesana ( 30/03/2005 09:08)
ngah koa enao misy banga! andraso anaovana antso avo ato fa mety misy hahavonjy anao ihany ato! ato ane misy oll manantalenta e!
oye oye! mba mila oll hameno ny banga any @tovolahy iray zay tena raitra tokoa ef mahay zavatra kanefa mboal virjiny!
134. dadabe ( 30/03/2005 14:26)
:-D :-D :-D :-D =))=))=))=))=))=))
135. fijo ( 30/03/2005 21:36)
poupou an aoka moa le virjako e.
136. poupounesana ( 01/04/2005 08:41)
fa za ngah naninn ny virjanao? :roll: :-D :-D
137. fijo ( 01/04/2005 22:17)
ndry miteniteny ny virjako ko
138. poupounesana ( 02/04/2005 06:06)
ka manjary tsy manintona oll ange rah tsy tenenina le izy eh
139. fijo ( 05/04/2005 22:28)
aleo hangina e.avy hoazy eo ny olona
140. poupounesana ( 06/04/2005 17:08)
zny han! d taiza foana zany ny oll hatr@zay? :-D :-D :-D sa enao nitabataba b d tsy avy mitsy ny oll,
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3045