En amour...
1. jhouhlambout
(
07/01/2005 14:23)
Si un homme n\'embrasse pas une femme au premier rendez-vous, c\'est un gentleman. Au second, c\'est qu\'il est gay.
novalian'i fijo ny 18/04/2005 23:10
5. sechat
(
07/01/2005 16:01)
Hay ve e! :-D
:-D ary ny an\'i jhoulambout rdv impiry vao nanoroka? :°)
:-D ary ny an\'i jhoulambout rdv impiry vao nanoroka? :°)
6. welieoelee
(
07/01/2005 16:22)
iny indray marina no ts yhitako e! Ary ho mailomailo amin\'izay izany aho ity rehefa mba misy Date ka! hihihihi :-D
9. pissoa
(
07/01/2005 17:32)
jhouhlambout> fa efa nisy rdv voalohany impiry no asianao hoe \" foana \" !!! Enao ty ... Sa ianao miezaka manaporofo fa tsy \"gay\" :-D :-D :-D
12. ikaretsaka
(
07/01/2005 20:05)
misy antsony ao.. io efa lazain\'i jnhoul io .. dia mailomailoha raha ohatra ka!
16. pissoa
(
08/01/2005 12:45)
jhouhlambout > Zay mitsny oa!
chipie1> Fa inona avy no nianarana teto ... :?:
chipie1> Fa inona avy no nianarana teto ... :?:
20. sherillalove
(
08/01/2005 14:27)
:-D de aiza ho aiza @ le rendez vous zany no tokony hanoroka ny lehilahy! sa misafiody izy na te ho jiholahimboto fa tsy gentleman na gay?