En amour...

41. poupounesana ( 18/01/2005 12:24)
iza no milaza @nao hoe tsy efa hitako ny soa eh? :twisted: :twisted: :-P :-P ary rah mbola tsy hitako aza, ngah enao irery no manana an\'i soa eh?
42. chipie1 ( 18/01/2005 12:45)
finn wa ry poupoun :-*
43. fijo ( 18/01/2005 23:19)
asa aloha fa dia voa iano e
44. mihanta ( 19/01/2005 09:38)
fa taiza no nisy an\'ilay soa? :-D
45. yonikafopl ( 19/01/2005 13:22)
any @ fijo rery raha toa ka mba hitady an\'i soa i mihanta :-D
46. fijo ( 19/01/2005 22:40)
avy mihanta an.mbola ato izy
47. poupounesana ( 20/01/2005 14:27)
voa @ ahoana koa eh?fijo koa efa lany morsa!
mihanta, mitandrema ihany akia fa soa fopla anie no mety homeny andry ao eh
48. fijo ( 20/01/2005 22:53)
mialona indray i poupou de manatsatso le,very ndry e
49. poupounesana ( 22/01/2005 08:22)
tsy mialona mihitsy fa no atao hoe fitiavanamana eh! so d ataoanao inn any i mihanta d aleoko izy no ampitandremina toy izay enao satria enao efa hatoka b
50. fijo ( 25/01/2005 23:05)
avelao mihanta hanantona ahy fa ho toa azy ny ahazo ny soa avy aty e
51. jhouhlambout ( 26/01/2005 10:59)
;-)
52. poupounesana ( 26/01/2005 16:06)
zany han! :-D :-D :-D :-D :-D :-D
53. kilimity1 ( 26/01/2005 16:43)
Fa inona loha le sujet e??? :?: :!: :!:
54. fijo ( 26/01/2005 22:30)
poupou ie izany tokoa
55. raondriana ( 27/01/2005 08:09)
Takatrareo ve ny ao ambadik\'ilay théorème :

1) Ny hampihevitra ny bandy hoe : tsy kôfy eo aho raha tsy manenjika an\'ilay oroka @ 2e RV ;
dia
2) Ny hanova ny fijerin-dry zavavy ho lasa mailo amina bandy tsy miraparapa na milamim-pihetsika.

Ilay \"sous-personnalité\" matahotry ny tsy antsoina hoe lehilahy io mamoaka théorie io koa dia samia mitsara tena, ary aza maika hitsara ny andaniny.

Sur ce, tchao
56. kinaoly ( 27/01/2005 11:11)
hein euhh ki ke koi koman ? :roll: tsy arako tsony le sujet
57. cutie ( 27/01/2005 15:53)
d\'accord za @ hevitry raondriana :D
Kinaoly in njay ny tsy arakin-jy ???
58. fijo ( 27/01/2005 22:43)
za tsy manaiky io hevitr\'i raondria io
59. poupounesana ( 28/01/2005 12:11)
tohano ny hevitrao ry fijo ah
60. fijo ( 31/01/2005 23:54)
poupou an tsy miraparapa manoroka amin'ny voalohany satria tsy mbola poinsa tsara le revy e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1491