En amour...

21. vegas ( 08/01/2005 15:09)
jhoulambout> in ary ty ry joulaka? jéré fa nahita hevitra daolo lé sipa aminla! Mety tsisy anaiky oroana rdv voloany tsony zao reo tsss. Tokony mba oe oroka rdv vôloany: vraiment amoureux, faharoa: gentleman, fahatelo:timide, ny akoatr\'izay: milay manantona psy hihihi
22. pseudo ( 08/01/2005 15:28)
:-D :-D
23. poupounesana ( 08/01/2005 17:24)
:-D :-D :-D ! zao no tokony izy ry jhoul ah! rdv1: fifampiresahana (manapoinsa zany eh) eny eh! talohan\'io zany efa niresaka fa mbola tsy resaka fitiavana
rdv2: fiarahana misakafo na mandehandeh d fanaterana mody (sans bisou)
rdv3: fijerevana sinema d fanaterana mody mety misy fanandramana hanoroka @ avy le bandy mety mbola tsy heken\'ilay sipa nefa mety ho hekeny ihany koa (miankina @ sipa tsiray2)
rdv4 : fiarahana mandeha2 d miafara @ fitositosiana sy fifanoroahana madinidinika d fanaterana mody sy bisou-bonus
rdv 5-------------------->rdv365 : hoatran\'zany foana fa hatreo ihany!
rdv 366 vao mba mieritreritra fandalinana ny fiarahana!
milay b kosa zany ry jhoul eh? :-P
24. yonikafopl ( 08/01/2005 19:22)
hihihhihh mampime kou nareo tsssss
nena am le rdv volou matoa za manaiky an\'iny de efa tia kou zay, ka raha tsy hanoroka izy de za no hanao volou amzay :-P :*
25. chipie1 ( 08/01/2005 20:34)
yonika > humm :-P
26. poupounesana ( 09/01/2005 07:16)
yoni, :wink:
27. jhouhlambout ( 09/01/2005 10:26)
sherillalove> mety daholo izay safidiny

vegas> Ka @ zay izy no lasa mitady hanoroka voalohany kouu....

poupounesana> ela loatra izany, efa mitovy ihany ny tanjona tiana ho tratrarina ka inona ny andrasana eo é?

yonikafopl> :wink: Bravoôôoo...!


28. hery ( 09/01/2005 11:06)
rdv1: Zah te hanoroka anao (mety hoe tonga dia voatosika sy voaopa rehefa eo... fa sé ki risk gagne :-) )
rdv2: Mampifilafila indray (dia samy mihainohaino)
rdv3: Fa maninona aho no orohanao? (hihihi pezy)
29. poupounesana ( 09/01/2005 11:45)
jhoul : mbola tsy nasiako aza hoe ao aorin\'le mankeo @alitara vo .... :-P
ary nareo lelà raha mba hanoroka ankeriny han! :^) :^) :^) fa réciproque alou zany le \"tehanoroka\" matoa Hery tsy nahazo fetaka b eh! sady zà manaiky hoe tetika mahomby io kah!
30. fijo ( 11/01/2005 22:22)
poupou an ko raha tsy handany kiraro no hatao ko.
yonika izay no tena marina.
31. jhouhlambout ( 12/01/2005 12:03)
zay mihintsy é!
32. poupounesana ( 12/01/2005 16:36)
andray kosa ry fijo refa tia d tsy manina na inn na inn no lany eo eh! zé misacre kely anie mahazo be eh
hay kay reto tia an\'le vevavy hanao 1er pas daolo! tandremoaza zahay traiter-d\"allumeuse\" refa manao an\'zany han
33. mihanta ( 12/01/2005 17:51)
sangojy hihihhi biz atao fa aza mananry rora b loatra eo :-D
34. fijo ( 12/01/2005 22:36)
poupou ka le bal ve dia mbola hiandry 1er date 2em date 3eme date,fa mifarana ihany ny taona tsy misy raha vita e.
hoy majunga izay hoe \"anao koa tsy ahefa ro miala eo e\"
35. ikaretsaka ( 13/01/2005 02:35)
zay mantsy hoa
36. poupounesana ( 13/01/2005 08:29)
mahefa raha betsak ro zahay fa madinidiny akeo anao! raha tsy mahadiny anao d miala! (avy any tamtave ndray ngamba io) ngah anao raika lelà tsara aketo! :-P :-P :-P
37. mihanta ( 13/01/2005 20:57)
humm lasany ihany ianao é
38. fijo ( 13/01/2005 22:19)
poupou zao koa ro roso tsy hainao raha very taminao e.
39. poupounesana ( 14/01/2005 11:20)
fijo tsy haiko @ahoana ary eh? d inn no ho very ary we mbô lazao?
40. fijo ( 17/01/2005 23:14)
ianao no voa eo satria tsy nahalala ny tsara tsy hitanao ko.ataovy ary
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1733