MISY FIANTRAIKANY .....

1. xxx ( 06/01/2005 10:01)
Mety misy fiantraikany ve raha ohatra ka tsy manao firaisana ara nofo ela ela ny bandy ?
novalian'i fijo ny 13/01/2005 23:24
2. sahary ( 06/01/2005 10:31)
andramo aloha de tantarao anay rehefa avy eo na ny tsara2 de andana anontanio an\'ireny Mômpèra ireny eh !
3. ikaretsaka ( 06/01/2005 15:24)
andramo tokotrany aloha
4. fijo ( 06/01/2005 22:45)
mety misy ka.hoy hoy hoy
5. arimalala ( 07/01/2005 09:31)
hoy fijo
6. tenio ( 07/01/2005 10:11)
Tsy maninona zany io, vao maika ary mahasalama satria tsy vizaka ny vatana, hihihihihi
7. isrine ( 07/01/2005 13:27)
mahagaga ahy ny fanontaniana!
8. playlista ( 07/01/2005 15:39)
tena misy fiantraikina tokoa satria : jereo fa reefa tsy manao mintsy ny lehilahy dia lasa be mony be dia misy oatrany liquide fotsifotsy mivoaka @ ny mony! iny ilay fikabe fa miakatra any @ atidoha satria ela tsy nivoaka! tandremùo ry zala fa ratsy be iny an!!
9. hery ( 07/01/2005 15:55)
playlista> tssss... lainga be. :-)

xxx> tsisy fiantraikany ny tsy fanaovana elaela (na ny tsy fanaovana mihitsy). Hain\'ny vatana (ara-natiora) tsara ny mifehy an\'io. Rehefa tsy manao firaisana ara-nofo dia mivoaka ho azy io (rehefa matory @ alalan\'ny nofy na rehefa mivalan-drano)

10. playlista ( 07/01/2005 16:08)
aiza ndray ary zany mivoaka ho azy reefa mivalandrano zany!!!! koa ra tsy sapona koa!
11. hery ( 07/01/2005 16:10)
Fa angaha ary dia miboiboika toy ny mivalandrano zany? :-D
mivoaka tsikelikely izay tsy zakan\'ny noisettes dia rehefa mivalandrano dia entiny any e
12. playlista ( 07/01/2005 16:13)
ary hery zany malala zavatra an!nga hery sexuologue sa dokotera inona?
13. admin ( 07/01/2005 16:23)
:-) noisette-ologue ve? kiiii
14. sariaka91 ( 11/01/2005 15:33)
:^) :^) :^)
ieeeeeeee tena misy
lasa mpivavaka be : jereo ny mopera :{ :{ :{ :{
15. tsiperifery ( 11/01/2005 16:09)
hery> Misy fiantraikany izany izy mivoaka hoa azy izany: mety handoto fandriana sy kilaoty. Raha azo atao izany dia aleo ampiasaina @ hilavana azy ihany e !
xxx> mety mararirary an-doha raha zatrazatra mampiasa azy io de mijanona elaela tampoka ! Ny antony tsy haiko aloha e . Resaka equilibre psycholojika angamba na hormonal(ina) :lol:
16. lema ( 11/01/2005 17:17)
rehefa manomboka be taimaso ny maraina dé tokony andinika zany fa efa mivoka any
17. jhouhlambout ( 11/01/2005 17:53)
Tsy misy fiantraikany io é! Jéré, Zà zao salama tsara mihintsy :wink: !
18. fijo ( 11/01/2005 20:33)
za aloha virja ka tsy mahay e.fa marina iry voalazan\'i hery ery ambony ka.
19. mihanta ( 12/01/2005 18:16)
:-D misy fiantraikany fa lasa tia milalao vovoka le bandy
20. ikaretsaka ( 12/01/2005 21:24)
vovok\'inona io ? vovo kafe ve sa inona?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.169