Fanamboarana feo
1. ikaretsaka
(
06/01/2005 22:26)
Nareo ve tsy nahamarika fa rehefa mitory teny na mamaky teny ny mompera na ny pasitera dia hafa nohon\'ny fiteniny andavanandro ny intonnation-ny
fa maninona ary?
fa maninona ary?
novalian'i Ramaso ny 07/02/2005 05:00
2. maditra
(
06/01/2005 23:38)
Ka tsy maintsy mivadibadika ange ny feo amin\'ny cas samy hafa e! ohatra zah izao rah mba te hampiresaka joba dia miova kely ny intonation-ko, raha te hampiomehy aho dia tsy manao ny maotina be fa hafa koa! Zah rehefa mba misy kabary atao dia hafa koa ny firesako. Otsaotsan\'izany io e!
Fa indraindray fotsiny ry mompera sy pasitera mi-exagerer kely e!

3. ikaretsaka
(
06/01/2005 23:45)
ka ny tena mampihomehy ange letsy le tena ovaina be mihitsy e.. ohatra hoe atao ohatran\'ny fanonona vazaha miteny gasy ilay izy nefa ny tena gasy petaka izao.. ny mpihaino gasy petaka izao
dia atao le izy hoe
DIIIIIIA NIIIIIIIITENY iiiiiii PETERA HHHHOEEEEuuuu
maninona izao raha lazaian tsotra hoe : hoy i petera!

4. lo
(
07/01/2005 03:25)
mety we manao intéressant izy amle manova feo iny amzay voasintona tsara ny mpihaino, jereo azo ikaretsaka manjary tadidiny le dadapasy nitantara ze nolazain\'i petera :)
5. watafon
(
07/01/2005 05:29)
ka io anie ry ikaretsaka nianarany mitsy e! na olontsotra aza refa mikabary na mitory teny d miova ny feony e!
6. arimalala
(
07/01/2005 09:35)
ramaso> tsy hoe mistyle kosa fa raha tsisy point tsisy virgule kosa ve ny vakiteny ho azonao ny tiany ambara?
d mba hajaina tsara ny ponctuation mba ho mora voaray ny heviny
fa ny mirouler S ndray alou d asan\'zay mpanao an\'zany e, @ zay mba finaritra ny sofinao mihaino azy

7. lo
(
07/01/2005 09:52)
fa le izy kou nge rah tsy mistyle kely ry lerony mety dôdô dôly iany kou ny kil e, d mba mody manao mapme na mitabataba tampoka, na manova feo micapter an\'le attention.
fa marina kosa alou fa aleo le miaino zafindraony e, iny misy ambiansa tsara miitsiny

8. narilala
(
07/01/2005 11:44)
Ny mompera mba eo ho eo ihany, fa ny pasitera, indrindra pasitera-na sekta ireny, no tena miova be mihitsy ny fiteniny. Rehefa mivavaka izany moa e, aoka fotsiny. Fa angaha raha tsy misentosento be dia tsy ho henoin\'Andriamanitra ny fivavahana. Misy manoratra iray izay nanoratra boky manao hoe: \"Ny vavaka tolona fa tsy sento\". Jereo ohatra ny vavaka nataon\'i Jesoa tany an\'efitra, tolona t@ fakampanahy, tsy mba nisentosento be izy tao; ny vavaka nampianariny ny Mpianany, tena tsotra sady fohy nefa lalina tokoa. Kanefa ny ankamaroan\'ny mpitarika fivavahana dia sentosento be tsy misy tahaka izany. Tsy maintsy mitolona sy miasa ianao rehefa mivavaka vao hamokatra ny asanao sy ny fivavahanao, fa tsy vitan\'ny sentosento fotsiny. Jereo ny Taratasy nosoratan\'i Jakoba Apostoly Toko faha 2, 14 - 26, milaza momba ny finoana arahin\'asa
9. moi
(
07/01/2005 13:02)
Tsy resaka point sy virgule mihitsy ilay izy, fa fihetsika nianarana.
Vao tafiditra fotsiny ireny fitafiny ireny dia ohatry ny mba olo-masina zany izy ireny ! Na ny feo aza ovaina ! Hitanareo ? Ohatry ny tsy tena masina mantsy raha mba manao tenue cool ny mpitondra fivavahana ! Vao miala ny fitafiny dia izay ny aminy. Aza asaina manao tenue izy ireny, dia asaivo mamaky baiboly ohatra, fa ho hita eo raha mbola manana feo mihirahira izy.
Tohizo ny fandinihina ry ikaretsaka fa ahitan-javatra ity fombafomba ity !

10. chipie1
(
07/01/2005 13:29)
fa laingalainga fa nena koussa alou refa miaino toriteny , refa tsy miteny mafy le pastera de matory za klé . :lol:
11. pitchou
(
07/01/2005 14:03)
za kou alou efa mba nanontany tena ihany hoe maninona, indrindra ny mompera no manova fitenenana! tsy ilay agisan fa ilay fanononana mihitsy:
IZAOUOU ISIKA DIA HIAARAHA HIANTSOUOU NY ANARAN4NNNY TOMPOUOU!
IANARAEOUOU RYY ZANAKOUOU AZA DIIIAAA MANAOUOU TOUOUAAA IOUOU§
Fa nouheverikou t@ izany hoe tsy diiaa mahayy teny gasy louatra Andrrrriiiamanitrrra ka tsy maiiinntsy ataouou accent vazaha!

12. ikaretsaka
(
07/01/2005 15:06)
le misentosento be no tena tiako tenenina ka . raha miteny mafy anie izy ka miteny normale, afaka manaja tsara ny points sy ny virgule ohatrantsika miresaka normale e!
fa ny aan\'ny sasany sady misentosento be nefa tsy hita akory ny \"sobjektra sy ny atiribotra\".
Dia ilay misy tompo sy jesosy sy amen efa im-polo mahery ao anaty fivavahana 2 lignes. nefa i jesosy aza efa niteny heo tsy izany manao tompoko tompoko no tena ilaina!
Raha ilay mompera vazaha ka miezaka miteny gasy indray dia tsy hitako loatra ilay tsiny satria ilay izy aza efa tsy tenin-drazany. fa ilay hoe gasy manamboatra feo no mahonena mampihomehy!
maina raha tsy Andriamanitra aza mety ho gaga!

13. hery
(
07/01/2005 15:34)
Tena tsy mitovy miteny @ resaka normal (dialogue) mihitsy ny famakiana teny imasom-bahoaka - tsy ny mompera sy pasitera ihany fa na ny mpikabary sy politisianina koa aza.
Io no mahabetsaka ny mpamaky teny any am-piangonana tsisy fantatra izay vakiany satria heveriny ho toa ny miresaka amin\'olona tokana izy. Tsy maintsy jerena daholo hoe manako ve, firy micro-seconde vao tonga any ampoto.-tsofin\'ny mpihaino sns.
Ianarana tokoa ireny... fa misy mazava ho azy ny manampy ny style personnel. Resaka pratika io e.
Anontanio i Ravalomanana fa nianatra niteny ampahibemaso... tamin\'ny voalohany izy tena tsy namely mihitsy.

14. hery
(
07/01/2005 15:36)
Mazava ho azy fa ny resaka mamaky teny sy mitory teny no lazaiko eto. Ny vavaka indray dia arakaraky ny oul io. Misy sentiment no tena mitondra...
15. watafon
(
07/01/2005 15:53)
raha mamaky teny indray alou d ilaina ny manaraka ny ponctuation e! fa le we mirouler R;misy aza mi - XOULER X mitsy sady mi- SOULER S angamba no fiteny azy an ! tsy milay ! ny intonation angambaoziy aho no tokony hiova sy hanaraka izay zavatra tiana havoaka fa tsy ny feo no tokony hiova e! sa ?
16. ikaretsaka
(
07/01/2005 16:00)
raha izay ange ra hery dia manaiky aho hoe mety e...
fa indraindray ilay izy vao mainka ny manao ireny style dia vao mainka tsy azo mihitsy!
raha tena mahay sy mahafehy ilay communication ialahy dia mety foana io fa tsy ilaina manova fiteny. i Clinton zao dia ohatran\'iny foana ny fiteniny sy ny accent sy ny intonation-ny na miresaka amin\'olon-tsotra izy na mikabary ampahibemaso
marina fa nianatra manokana ny olona ohatran-dry Ravalomanana fa tsy ni style be sy nisentosento izy, na namerin-teny 1 miverina impolo ao anaty phrase 1 , fa ny mba hahazoan\'ny olona ny zavatra ambarany no tena but.
Raha pasitera ianoa na mompera ka hitory teny na mampita hafatra tiana ho azon\'ny olona, tsy aleo ve tonga de mahitsy ilay izy?... tonga de hoe zay zany!
toy izay vao mainka mahatonga distraction aminy mpihaino hoe hisentosento indray izao rapasy!?
Asa aloha e!

17. pitchou
(
07/01/2005 20:14)
eny e! tokony hizatra hiteny miadana araky ny olona fotsiny izy fa tsy hamorona style mampiomehy!
misy aza moa dia tsy mety raha tsy adika @ izao karazan-teny tsy gasy izao ny voambolana rehetra, asa na atahorany tsy ho azon\'ny gasy ilay teny gasy, na atahorany sao dia tsy azon\'Andriamanitra! ka indray mandeha moa rizareo mpanao an\'ireny tao am-piangonana nisy vahiny! dia vao maika nahazo aina fa atao bebe kokoa izany ilay fandikana voambolana @ teny frantsay e! dia nony nadray tanana ireto vahiny izy dia nanao hoe \"au nom de Jésus Christ je vous baise ...\" tantara tena marina io!

18. ikaretsaka
(
07/01/2005 20:17)
ka raha miadana sy tony tsara ange mety tsy hampaninona e.
fa le izy lasa misy trademark rehefa avy eo no tena grave...
hoe iny pasitera Rasentosento
na i mompera andriaminatra ooooo! (le version fou hehy)

19. chipie1
(
07/01/2005 21:07)
ary le vavaka atao hira ny mopera no mpanao anio , kay tena la sieste vita wazy , mandrampavita ny vavaka :lol: