Fanamboarana feo
21. maditra
(
08/01/2005 04:18)
Zah indray amin\'ireny mompera mihira ireny, misy ngadona efa nahazatra ahy fony kely ka raha vao niova ny mompera dia lasa henoko ho ratsy be izany izy!
22. watafon
(
08/01/2005 06:23)
ka ny môpera ange tsy maintsy mahay solfa e! raha tsy izany tsy tafavôka mitsy ! :-D :-D
23. ikaretsaka
(
09/01/2005 03:49)
arakaraka ny feon\'ilay mompera koa aloha io. e
misy tena mahatazona feo ry zalahy ary mi annonce an\'ialahy aza hoe la bemol iznay feony izany ohatra dia iny tokoa..
fa misy koa ny mamalana!
ny mety @ io rehefa hita fa vinany sy tsy mampita ilay hafatra fa lasa zesta fotsiny hoe mampalaza ny tena dia aleo hilamina ..
ny hampivavaka no tanjona manko

24. andriambelo
(
15/01/2005 23:24)
Ny ahy ny feo lefitro ihany. Fa ny teny mifangaro no tena tsy tantiko.
Sendra ilay sipa iray izay teto Parisy (tsy mitsara aho hoe lalim-paka ve ny finoany), fa nitari-bavaka izy (manjamanja fiteny) :
\"Anjemantcho, fantatchay enao fa Anjemantcha fidèle, afaka mi-comprendre ny problèmanay tchirairay avy, tsy mi-lacher anay enao na grave be aza ny fahotanay, \" .....
Tsoriko fa tsy tafahaino ny tohiny loatra aho.

25. ikaretsaka
(
16/01/2005 02:01)
kay le... aleo indray mihaino mompera vazaha miteny gasy raha izay!
26. ikaretsaka
(
16/01/2005 20:18)
ary ny sipa gasy ao parisy ao kosa tratra foana @ resaka zavatra hafahafa rehetra e... (miavonavona, fanamboarana feo, sns...)
mba eritreritra ny ahy iny an!
sarobabay ka ze voa az atezitra!
mba eritreritra ny ahy iny an!
sarobabay ka ze voa az atezitra!
27. chipie1
(
17/01/2005 10:27)
andriambelo> hihihi efa naheno bandy nivavavaka otranio kou za fa tapatsinay tao ampengonana :-D :-D
28. nikopol
(
17/01/2005 10:34)
Andriambelo , sao tokony alefa any aminy resaka hatsikana io resahan\'elà io fa tsy fivavahana :lol:
31. mihanta
(
17/01/2005 12:57)
nikopol hahahaha,andriambelo tsara kosa maheno anzany feo zany é mba hafahafa
32. ikaretsaka
(
17/01/2005 18:44)
na bandy na sipa raha vao miova le feony de tena tsy any ko... tapaka hatr@ filinina
34. cutie
(
30/01/2005 03:48)
ikaretsaka
aleo re ny mpitory teny mba hiova fiteny, fa isan\'kerinandro ihany anie e
Io anie ohtran\'ny mpianatra manao speech ihany io e. Tsy hitovy ny fomba firesaka andavan\'andro mihtsy io rehefa anjaranao ny asaona miteny eo imasom-bahoaka zany.
Mitovy ny mpampianatra manao \"lecture\" ihany io.

35. ikaretsaka
(
30/01/2005 03:52)
ny ahako mitovy le raha vao miova ange de lasa tsy ilay contenu an\'ilay toriteny no henoin\'ny olona fa ny fiteninao sy ny fihetsikao e! :-D
36. cutie
(
30/01/2005 03:59)
izy daholo zany , ny zesta (fihetsika) rehetra , natao mba hojeren\'ny oul anie e.
De le fiteniny sy ny fihetsiny zany lasa ny contenu an\'le izy. Methode daholo zany mba hanamora an\'le fampitana an\'le contenu an\'le zavatra.
Aza sondriana fotsiny na mandrevy am-pitoerana eo . :-D :-D

37. ikaretsaka
(
03/02/2005 15:02)
tena raha za manokana aloha de tena ohatran'ny an'i andriambelo
Mpandefa : andriambelo 16-01-2005 02:24:30 Lohateny : Val : Fanamboarana feo
Ny ahy ny feo lefitro ihany. Fa ny teny mifangaro no tena tsy tantiko.
Sendra ilay sipa iray izay teto Parisy (tsy mitsara aho hoe lalim-paka ve ny finoany), fa nitari-bavaka izy (manjamanja fiteny) :
"Anjemantcho, fantatchay enao fa Anjemantcha fidèle, afaka mi-comprendre ny problèmanay tchirairay avy, tsy mi-lacher anay enao na grave be aza ny fahotanay, " .....