Ny tambawaks sy ny Ascenceur

1. ikaretsaka ( 28/12/2004 15:55)
Indray andro hono dia mba nahalafo ny zavatra amidiny ity fianakaviana tambanivohitra anankiray ka mba te hanala azy sy mba hijery ny fahitan\'ny olona ao tana dia niditra HIlton.
Nitanaka be i Lita sy ny dadany anefa nony nahita ilay anscenceur hoe misokatra ilay rindrina di mihidy indray.

nony ela ny ela dia nisy vazaha vavy anritra be naka ascenseur.. nopotserina ny bokotra dia niditra ilay vazaha.
nankaiza ilay Vazaha antitra teo ry dada hoy i lita? tsy haiko hoy Rangahy sady mbola nitanaka ihany izy nitazana ity rindina misokatra!
tampoka teo dia nivoha ilay ascenceur ary sipa manja beeeee no nivoaka avy tao....

nieritreritra kely hono rangahy... dia hoy izy t@ i Lita hoe.. asaivo mankaty renin\'ialahy!!
répondu par annie le 11/04/2005 13:45
2. sechat ( 28/12/2004 16:18)
:-D :-D
3. mumu ( 28/12/2004 16:33)
:-D :-D
4. mihanta ( 28/12/2004 16:35)
resak\'hehy marina merci ô
5. kitjo ( 28/12/2004 17:59)
hahhahhahahah
d nony nivoha ilay izy d lehilahy no nivoaka tao d ozy dadan\' i Lita hoe haydada lasa pelaka... :-D :-D :-D :-D
6. pseudo ( 28/12/2004 19:57)
de ry dadabe sy beben\'i lita ko hono nanao lalan-kita tao :-D
7. jhouhlambout ( 29/12/2004 10:47)
8. rapisoukely ( 29/12/2004 16:46)
:lol: :lol: :lol:
9. welieoelee ( 30/12/2004 09:30)
:-D :-D :-D
Milay ilay izy ka! :-D :-D :-D
10. pitchou ( 31/12/2004 17:49)
:-D :-D :-D :-D
11. maditra ( 01/01/2005 20:42)
milay kah!
12. tenio ( 03/01/2005 14:28)
Hihihihihihihihi
13. sangojy ( 05/01/2005 14:50)
hay njasoa lou we vetivety fa adinoko namono jiro ao am asansera ao, bedy ah njoany 8-)
14. yonikafopl ( 05/01/2005 18:59)
hihhihihihhhi tsara ka!
sangojy mahita zavatra ao njy :-D
15. watafon ( 05/01/2005 19:09)
:-D :-D :-D :-D
16. ikaretsaka ( 05/01/2005 19:48)
tandremo sao ramanavy be ny hita ao ary
17. sangojy ( 06/01/2005 09:48)
efa nisy nanapika kay ny interiptera! de otran\'ny misy oul miady ao :-D :°)
18. gasylahy ( 02/02/2005 14:03)
milay le izy ka :-D :-D :-D :-D
19. annie ( 11/04/2005 13:45)
malemin'ny hehy za
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0979